Top 10 similar words or synonyms for license

deb    0.967460

neny    0.965108

maps    0.962398

sombinaiko    0.956322

linde    0.954808

teatr    0.952169

win    0.951611

western    0.951398

beth    0.950671

liza    0.950463

Top 30 analogous words or synonyms for license

Article Example
MediaWiki MediaWiki dia rindrankajy wiki iray manana ny lisansy GNU General Public License na GPL. Nosoratana tamin'ny PHP ary mitaky banky angona MySQL. Tany am-boalohany dia ho an'i Wikipedia, raki-pahalalana malalaka mampiasa wiki, no namoronana azy, fa ankehitriny kosa dia efa fitaovana fanta-daza sy be mpampiasa, iray amin'ireo ankafizin'ny mpampiasa wiki indrindra. Ankehitriny ohatra, dia ny tetikasa rehetra an'ny Wikimedia Foundation, ny wikis rehetra ao amin'i Wikia, ary wiki ngeza maro no mampiasa azy. Fantatra koa fa misy orinasa mampiasa azy hizarana fampahalalana anatiny na ataony CMS. Iray hosinganina amin'ireny i Novell.
Ubuntu Ao anatin'ny Ubuntu dia misy pack software zaraina miaraka amina lisansy malalaka (fantatra ohatra ny open source). Ny lisansy tena ampiasaina dia ilay linsansa GNU General Public License (GNU GPL), milaza fa azon'ny mpampiasa dikaina, zaraina, mandinika, manova sy manatsara ny rindrankajy am-pahalalahana. Sponsorizen'ny UK based company Canonical Ltd., an'ny South Afrika mpilalao vola Mark Shuttlewoeth. Amin'ny famelana ny Ubuntu ho malalaka sy open source, azon'ny Canonical ampiasaina ny fahaizan'ny fikambanan'ny mpamelatra rindrankajy amin'ny zavatra mandrafitra ny Ubuntu, mba tsy hivarotra an'i Ubuntu mba hampidi-bola, mampidi-bola amin'ny fivarotana sampandraharaha miaraka amin'ny Ubuntu.
Wikia Malalaka ny sehatra ahafahana manokatra tetikasa wiki vaovao ao amin'i Wikia. Ankoatry ny hevitra hamorona tetikasa mety hifaninana amin'izay efa iantsorohan'ny , izay ananan'ny mpamorona an'i Wikia fifandraisana lehibe tokoa, dia azo ekena avokoa ny ankabeazan'ny tetikasa misy mikasa hamorona. Takian'i Wikia hofehezin'ny lisansy GNU Free Documentation License (GFDL) avokoa ny tetikasa rehetra ao anatiny, na fehezina lisansy roa na maromaro ka GFDL ny anankiray ary lisansy malalaka ihany koa ny hafa. Mifandray akaiky amin'i Wikipedia ihany koa i Wikia, ka mirohy amin'i Wikipedia ny sasany amin'ny lahatsoratra ao amin'i Wikia.
Ksh Hatramin'ny taona 2000, Korn akora nijanona ny format manan-tompo rindrambaiko ao AMIN'NY&T ny. Nanomboka tamin'izay dia lasa rindrambaiko maimaim-poana, tamin'ny voalohany miaraka amin'ny fahazoan-dàlana manokana avy AMIN'NY&T, ary avy eo, araka ny dikan-93q tamin'ny fiandohan'ny 2005, miaraka amin'ny fahazoan-dalana Mahazatra Public License. Ny Korn akora misy eo an-famoriam-bola, "AT&T Rindrambaiko Teknolojia (AST) ny Rindrambaiko Misokatra ny Famoriam-bola". Satria ksh tamin'ny voalohany ihany no misy ny format manan-tompo ny fahazoan-dalana ao AMIN'NY&T, namorona maro hafa akorandriaka maimaim-poana na open source software. Ireo dia ahitana ny nizara ny (sehatra ho an'ny daholobe) "pdksh" sy ny mpandimby azy mksh izay mitsaha-mitombo, ny bash ("Bourne-Indray-ny Akora") avy amin'ny Free Software Foundation sy ny Z akora.
Wikipedia Ny niantombohan'i Wikipedia dia tetikasa famenon'i Nupedia, raki-pahalalana iray maimaim-poana hita tamin'ny tranonkala izay manam-pahaizana manokana (avara-pianarana sy manana traikefa) no nanoratra ny votoatiny, ary misy fitsipika maro arahin'ny mpanoratra azy. Ny 9 martsa 2000 no niorina i Nupedia, ary kaompanian-tserasera amin'ny tranonkala iray:"Bomis, Inc" no tompony. I Jimmy Wales, lehiben'i Bomis sy i Larry Sanger, tonian'ny fanoratana no isan'ny olona nisongadina tao amin'i Nupedia, sy i Wikipedia tato aoriana. Arak'i Sanger, ny mahasamihafa an'i Wikipedia amin'ireo raki-pahalalana efa misy dia izy malalaka ny votoatiny, tsy voafetra ny habeny noho izy voizina amin'ny tranonkala, mahitsy fijery ary miezaka ho tsotra noho izy mihevitra ho an'ny sarambaben'ny olona ary mivelatra amin'ny lafiny sy sokajin'olona maro. Fony tamin'ny andron'i Nupedia, dingana fito no narahin'ny lahatsoratra iray vao vita, ary matihanina maro no manara-maso izany dingana izany, nefa tsapa tato aoriana fa ela loatra izany sivana izany ka voafetra ihany ny isan'ny lahatsoratra vita. Raha i Bomis ihany no nanohana ara-bola ny fandaniana ilaina, dia nisy fikasana hitadiavam-bola amin'ny alàlan'ny dokambarotra. Fahazoan-dàlana manokana atao hoe Nupedia Open Content License no nitondra an'i Nupedia, fa novaina ho GFDL talohan'ny nanorenana an'i Wikipedia araka ny torohevitr'i Richard Stallman.