Top 10 similar words or synonyms for levitikosy

deoteronomia    0.869437

nomery    0.832619

usb    0.825565

genesisy    0.821693

pentateoka    0.818269

voatrolombelona    0.805079

mpifampivoho    0.799629

decimal    0.796810

console    0.796189

soloteny    0.793525

Top 30 analogous words or synonyms for levitikosy

Article Example
Bokin'ny Levitikosy Ny fizaràna voalohany (Lev. 1-7) dia miresaka momba ireo karazana fanatitra : ny fanatitra dorana, ny fanatitry ny vokatry ny tany, y fanati-pankasitrahana, ary ny fanatitra noho ny ota.
Bokin'ny Levitikosy Ny Bokin'ny Levitikosy na Levitikosy dia boky fahatelo ao amin'ny Baiboly, hita ao amin'ny Testamenta Taloha, miresaka sy mitantara ny amin'ny fanompoampivavahan'ny Israelita izay nankinina tamin'ny fokon'i Levy. Boky mitambatra ao amin'ny Pentateoka ny "Levitikosy". Bokim-pisoronana ny "Levitikosy".
Bokin'ny Levitikosy Ny fizaràna fahatelo (Lev. 10-16) dia miresaka momba ny fahadiovan'ny sakafo, ny fahadiovan'ny vehivavy, ny habokana sy ny aretina hafa mitovitovy aminy, ary ny andro fanadiovana lehibe.
Bokin'ny Levitikosy Ny teny hoe Levitikosy dia fanagasiana ny teny latina hoe "Leviticus" sy ny teny grika hoe "Λευιτικόv" /"Leuitikón"/ izay midika hoe "momba ny Levita", "momba ny asan'ny Levita". Ao amin'ny Torah anefa izy dia atao hoe Vayikra izay azo adika hoe "ary niantso izy",izany hoe Adriamanitra niantso.
Bokin'ny Levitikosy Ity fizaràna ity (Lev. 8-10) dia mitantara ny nanokanana an'i Arona sy ireo zanany amin'ny asam-pisoronana, miresaka ny amin'ny fisoronana voalohany nataony, ny nanasaziana an'i Nadaba sy Abiho tamin'ny nanaovany fanatitra tsy ara-dalàna, ary miresaka antsipiriany maro mopmba ny mpisorona.