Top 10 similar words or synonyms for leader

démarche    0.948282

ensemble    0.947375

hippocrate    0.946920

culture    0.946467

short    0.940675

mariana    0.939176

donner    0.938083

cuba    0.937966

images    0.937274

puis    0.936382

Top 30 analogous words or synonyms for leader

Article Example
Anton Leader Anton Leader dia talen-koronantsary, mpamoaka horonantsary mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia teraka ny 23 Desambra 1913 tao Boston, Massachusetts ary maty ny 1 Jolay 1988 tao Los Angeles
Edward Leader Williams Edward Leader Williams dia injeniera sivily, injeniera mizaka ny zom-pirenen'i Fanjakana Mitambatra teraka ny 28 Aprily 1828 ary maty ny 1 Janoary 1910
Tonizia "Régence de Tunis" ny anaran'ny tonizia ankehitriny tamin'ny andron'ny empira Otomana, lasa « protectorat » frantsay ny Tonizia tamin'ny 1881. Teo alohan'ny fahaleovantena (nahazo ny fahaleovantenany tamin'ny 20 Martsa 1956 ny Tonizia), nahazo anarana hoe Fanjakanan'i Tonizia ilay firenena tamin'ny faran'ny fanjakan'i Lamine Bey, tsy nanana satana mpanjaka izany mihintsy. Tamin'ny fiantsoana ny repoblika tamin'ny 25 Jolay 1957, i Habib Bourguiba, leader ny tia-tanindrazana tonizianina, no filoha voalohany indrindra tao Tonizia ; filohan'i Tonizia mandritry ny telopolo taona izy. Tamin'ny faran'ny « fanjakan'i Bourguiba », ny praiministra Zine el-Abidine Bel Ali no nanohy ny tanjon'ny politikan'i Bourguiba, sady manao liberalisation koa eo akaiky eo.