Top 10 similar words or synonyms for lalao

anjara    0.891069

mandray    0.877541

efatra    0.873666

fametrahana    0.872949

aman    0.872237

mainty    0.869207

sambo    0.867050

fiaramanidina    0.862819

sns    0.859380

fikambanana    0.858638

Top 30 analogous words or synonyms for lalao

Article Example
Lalao Olimpika Ny Lalao Olimpika izay azo soratana "Lalao Olympika" ihany koa , (amin'ny fiteny grika ankehitriny " Οἱ Ὀλυμπιακοὶ ἀγῶνες [hoi Olympiakoí agônes]") dia tranga iraisam-pirenena lehibe mikasikan'ny [fanatanjahan-tena] atao amin'ny andro fahavaratra sy ny fanatanjahan-tena atao amin'ny andro ririnina. Ny Lalao Olimpika dia fifaninanana amin'ny taranja ara-panatanjahan-tena maro dia maro. Ny elanelam-potoan'ny Lalao Olimpikan'ny fahavaratra tahaky ny Lalao Olimpikan'ny ririnina dia efa-taona ; fa ny elanelam-potoan'ny Lalao Olimpika (fahavaratra-ririnina na ririnina-fahavaratra) dia roa taona.
Lalao Olimpika Ny Lalao Olimpika tamin'ny voalohany dia noforonin'ny foko grika ao Eoropa tamin'ny Andro Taloha tamin'ny taonjato fahavalo hatramin'ny nandraràna azy tamin'ny taonjato fahadimy. I Pierre de Coubertin, mpamorona ny KOI (CIO) no namorona ny Lalao Olimpika maoderina tamin'ny 1896.
Lalao Olimpika 2010 Ny Lalao olimpika 2010 na koa Lalao Olimpikan-dririnina 2010, na lazaina Lalao Olimpikan-dririnina faha XXII (21), dia hisy amin'ny 12 hatramin'ny 28 Febroary 2010 any Vancouver, eo amin'ny faritany mizaka-tenan'i Kolombia Britanika, any Kanada. Ny anaran'ny komity fandrindrana, ho an'ny lalao olimpika sy paralimpika dia COVAn amin'ny fiteny frantsay ary VANOC amin'ny fiteny anglisy.
Lalao Olimpikan'ny fahavaratra 2012 Ny 15 Jolay 2003, daty fetran'ny fametrahana kandidatiora, tanàna sivy no nanolo-tena : Habana, Istanbul, Leipzig, London, Madrid, Moskova, New York, Paris ary Rio de Janeiro.
Lalao Olimpikan'ny fahavaratra 2012 Eo amin'ny dimanjato sy iray alina avy ain'ny Komity Olimpikam-pirenena miisa 204 no handray anjara amin'ilay Lalao Olimpika 2012.