Top 10 similar words or synonyms for lafy

fotsy    0.751589

software    0.742492

very    0.742267

karatra    0.734681

alavitra    0.734570

sarisary    0.731890

kira    0.730736

tonony    0.728301

mihinana    0.723659

daholo    0.722886

Top 30 analogous words or synonyms for lafy

Article Example
Volana Ny lafy hitantsika avy eto an-tany dia tenenina hoe lafy akaiky, na lafy hita, ary ny lafy tsy hitantsika avy eto an-tany dia tenenina hoe lafy maizina, na lafy alavitra. Ny lafy alavitra dia tsy hoe tsy mazava mihintsy akory ; amin'ny tsinam-bolana izao, mazava ny lafy alavitra (na lafy maizina) ny volana. Nalain'ny saondy Luna 3 ny lafy maizin'i volana tamin'ny 1959.
Dimilafy Ny dimilafy dia karazana endrika iray manana lafy dimy. Antsoina hoe dimimira izay dimilafy manana lafy dimy mitovy halava.
Efa-joro Ny velarana "A" dia ny halavan'ny lafy iray toradroa :
Volana Manana "rotation synchronisée" ny volana, zany mampisy hoe tsy hitatsika avy eto an-tany mihintsy ny lafy alavitra ny volana.
Vary Ny fambolem-bary dia manana ny lafy ratsiny eo amin'ny toetr'andro sy ny tontolo iainana, noho izy mamokatra betsaka loatra.
Distrikan' Anjozorobe Anjozorobe dia distrika any Madagasikara, any amin'ny lafy avaratry ny faritan' Antananarivo, eo amin'ny faritra Analamanga. Ny renivohitra ny distrika dia anjozorobe.
Distrikan' Anjozorobe 90 kilometatra any avaratr' Antananarivo no misy an' Anjozorobe. Eo amin'ny lafy ankavanan'ny renirano Mananara, zanadranon'ny renirano Betsiboka, renirano ngeza indrindra ao Madagasikara.
Efa-joro Ny efa-joro dia efa-dafy manana lafy efatra mitovy halava ary manana zoro efatra mitovy refy ary samy mahitsy (mirefy 90°).
Môsikao Eo amin'ny renirano Moskova ny misy an'i Môsikao, mitovy anarana amin'ilay renirano ilay tanàna amin'ny fiteny rosy. Eo amin'ny distrika ampivoany, amin'ny lafy eoropeaninan'i Rosia ny misy an'i Môsikao.
Paris Fantatra fa efa nisy nipetraka teo amin'ny toeran'i Paris ankehitriny efatra enina arivo taona teny aloha (-4000 - -3800) tamin'ny lafy ankavia ny la Seine taloha eo amin'ny toerana misy ny arrondissement faha 12 ankehitriny. Nisy olona foana teo tamin'ny Neôlitika.