Top 10 similar words or synonyms for kristianina

zanak    0.901645

nitondra    0.897309

taminy    0.890875

nosoratan    0.889650

zanatany    0.889610

mpianatra    0.882222

mpitondra    0.874779

mpivarotra    0.873147

tanindrazana    0.872608

nataon    0.871770

Top 30 analogous words or synonyms for kristianina

Article Example
Kristianina Ny teny hoe "kristiana" na "kristianina" dia avy amin'ny teny grika hoe "khristos" ("kristy") izay fandikana ny teny hebreo hoe "mashiah" ("mesia") izay midika hoe "voahosotra", izany hoe "voahosotr'Andriamanitra".
Kristianina Ny Kristiana na Kristianina dia olona iray izay manaraka ny fampianarana sy ny fomba araka ny voalazan'ireo Filazantsara na Evanjely, izay milazalaza momba ny fiainanan'i Jesoa Kristy sy ny fanarahana azy. Ho an'ny Fiangonana kristiana maro dia anisan'ny maha-kristiana ny finoana an'i Jesoa Kristy ho Andriamanitra.
Kristianina Ny Kristiana dia manantena ny fanafahana vokatry ny fampianaran'i Jesoa Kristy, mino ny fahafatesany teny amin'ny hazo fijaliana (lakroa) sy ny fitsanganany avy amin'ny fahafatesana. Mino koa ny Kristiana fa Izy no Mesia nampanantenaina hatry ny elabe ao amin'ny Baiboly hebreo (ny Testamenta Taloha). Ny ankamaroan'ny Kristiana dia mino ny amin'ny Trinité, Andriamanitra Telo Izay Iray.
Fiangonana Ortodoksa Ny taona 1930 nanangana fiangonana ireo kristianina ortôdôksa tao Antananarivo (Behoririka) ary natao eo ambany fiarovan'ny "dormition de la Mère de Dieu". Na vita aza ny fiangonana dia mbola tsy nahazo pretra ihany ny kristianina.
Fianarantsoa Ankehitriny mpino kristianina ny ankamaroan'ny olona any Fianarantsoa. Tonga tao Fianarantsoa ny finoana kristianina katôlika tamin’ny taona 1871, tamin’ny fahatongavan’i Mompera Marc Finaz, pretra jezoita frantsay avy any Toulouse.