Top 10 similar words or synonyms for koreanina

sinoa    0.884102

hanja    0.851202

japoney    0.841764

arabo    0.837830

fanononana    0.837196

hangul    0.834831

vietnamiana    0.820025

fanoratana    0.818230

fampiasana    0.812824

samihafa    0.809309

Top 30 analogous words or synonyms for koreanina

Article Example
Fiteny koreanina Ny teny koreanina dia nampiasa ny hanja (sinôgrama) izay mbola ampiasaina amin'ny fanoratana teny sinoa ao Sina na ny teny japoney ao Japana.
Fiteny koreanina Ny fiteny koreanina dia fiteny tenenina any Korea ary eny amin'ny faritra amoron-tsisintanin'ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina (Yanbian) ary amin'ny fikambanana koreanina any ivelan-tanindrazany (Beijing, Shandong, Rosia, Aostralia, Etazonia, Frantsa, sns.). Io teny io no teny ofisialin'ny Korea Avaratra sy Korea Atsimo.
Fiteny koreanina Nanomboka tamin'ny taonjato fahaenina hatramin'ny taonjato faharoapolo ny koreanina no nampiasa io soratra io. Tamin'ny taonjato faharoapolo dia nosoloina ho hangul ny soratra ofisialy. Ny hangul dia abidy noforonin'i Sejong Ilaibe tamin'ny taonjato faha-dimy ambin'ny folo, ary noraràna nanomboka tamin'ny 1504 hatramin'ny 1894 ny hangul ary nampiasaina ho abidy ofisialy nanomboka tamin'ny 1945. Na dia vitsy ankehitriny ireo olona mahafehy tsara ny hanja, mbola ampiasaina ihany io soratra io amin'ny fianarana ambony amin'ny voambolana siantifika ary ireo voambolana mikasika ny filôzôfia sinoa.
Fiteny koreanina Mbola iadian-kevitra ny fianankavian-tenin'ny teny koreanina. Heverin'ireo mpahaitsikerafiteny fa teny manirery ny fiteny koreanina, kanefa ny sasany dia mametraka azy ao amin'ny fianakavian-teny altaika. Nisy fitoviana amin'ny japoney vitsivitsy
Fiteny koreanina Ny teny koreanina dia soratana amin'ny hangul ; ampiasaina ihany koa ny hanja, amin'ny voambolana siantifika indrindra indrindra.