Top 10 similar words or synonyms for kiprosy

shawnee    0.908594

nepal    0.894664

studio    0.889912

omaha    0.889537

catégorie    0.885611

ankazobe    0.884796

handihy    0.883044

tortoise    0.881930

queensland    0.880775

manhattan    0.880091

Top 30 analogous words or synonyms for kiprosy

Article Example
Kiprosy Ny teny Kipra mety midika :
Nosin'i Kiprosy Ilay Nosin'i Kiprosy (Κύπρος amin'ny teny grika ; Kıbrıs amin'ny teny Tiorka) dia nosy ao anatin'ny Mediteranea atsinanana, izy dia eo akaikin'ny Siria sy eo antsimo ny Anatolia (any torkia).
Repoblikan'i Kiprosy Ny Repoblikan'i Kiprosy dia firenena mpikambana amin'ny Vondrona Eoropeanina arỳ antsinananan'ny Ranomasina Mediteranea.
Nosin'i Kiprosy Mpikambana amin'ny Vondrona Eoropeanina ilay silaka antsimon'ilay nosy. Misy mponina 1.300.000 no miaina ao. Ny grika no tena betsaka indrindra ao anatin'i Kiprosy iray mantolo, misy koa moa olona Britanika mipetraka ao anatin'ny "base militaire", ary ireo basy militaire ireo dia amban'ny fitondran'ny Nosy Britanika.
Nosin'i Kiprosy Ilay silaka avaratra dia efa nahazo fahaleovantena tamin'ny taona 1974. Tamin'io no nisy Kiprosy anaky roa, ary voasaraka izy ireo amin'ilay « tsipika Attila ».