Top 10 similar words or synonyms for kazàka

latina    0.861636

grika    0.822939

sirilika    0.815572

fanoratana    0.813407

vietnamiana    0.804389

arabo    0.787591

fandikan    0.784811

pinyin    0.779597

mifototra    0.778827

arakaraky    0.776044

Top 30 analogous words or synonyms for kazàka

Article Example
Fiteny kazàka Ny fiteny kazàka (izay mety soratana hoe kazakh na qazaq) dia fiteny ao amin'ny vondron'ny fiteny tiorka. Ny fiteny kazàka no fiteny ofisialin'i Kazakstana miaraka amin'ny fiteny rosy. Ny toerana hafa itenenana ny fiteny kazàka dia ao amin'ny faritra mizaka tenan'i Xinjiang (Sina). Ny soratra ampiasaina anoratana ny fiteny kazàka dia ny abidy sirilika, ny abidy latian izay mitovitovy endrika amin'ny abidy latina ampiasain'ny fiteny tiorka, ary ny abidy arabo novaina (izay ampiasaina any Sina, any Iran, any Mongolia ary any Afganistana). Ao amin'ny abidy sirilika anoratana ny fiteny kazàka dia ahitana litera sivy fanampiny (Ә, Ғ, Қ, Ң, Ө, Ұ, Ү, Һ, І). Mitovy endrika amin'ny fiteny kirgiza ny fiteny kazàka.
Fiteny kazàka Ny soratra ampiasaina amin'ny fanoratana ny fiteny kazàka dia ny abidy arabo voalohany indrindra ; nampiasaina ny abidy latina manomboka ny taona 1927, ary ny abidy sirilika no nampiasaina manomboka ny taona 1940. Tamin'ny taona 2006, naneho ny finiavany ny hiverina mampiasa ny abidy latian ny filoha kazàka Nursultan Nazarbaiev, fa ofisialy foana ny abidy sirilika.
Kazakstàna Ny renivohiny dia Astana ; ny fiteny kazàka no tenim-panjakana ary ny fiteny rosy no teny ofisialy.
Kazakstàna I Kazakstana (na Repoblikan'i Kazakstana, amin'ny fiteny kazàka : "Qazaqstan" siril. "Қазақстан", ; anarana lava : "Qazaqstan Respublïkası", siril. "Қазақстан Республикасы") dia firenena ao amin'ny faritra avaratr'i Azia afovoany. I Kazakstana dia faritanin'ny Fanjakana Rosy ary anisan'ny repoblika mpikamban'ny Firaisan'ny Repoblika Sosialista Sovietika taloha, ary nahaleotena tamin'ny taona 1991. Kazàka no anaram-ponina.
Astana «Astana» amin’ny teny kazàka dia midika «renivohitra». talohan’ny nanjanahan’i Rosy an’i Kazakstàna dia Akmola no anaran’ilay tanàna, izay navadika ho Akmolisk tamin’ny fanombohan’ny taonjato faha-19 mba hanana anarana rosy kokoa.
Kazakstàna Raha mila mahay miteny kazàka ny tena vao afaka manao depiote, ny fiteny rosy no fiteny ampiasaina inrindra eny amin'ny tanàna, indrindra indrindra any avaratra izay ahitana ny ankamaroan'ny olona slava.
Abidy sirilika Maro ihany koa ireo fiteny tsy slavy na indô-eoropeanina mampiasa ny abidy sirilika. Izy ireo dia matetika tenenina ao Rosia (teny odmorta, kanty, nenetsy, ôsety) ; misy ihany koa ireo teny tenenina any ivelan'i Rosia toa ny fiteny môngôly, kazàka, kirgizy, tajiky izay fiteny altaika ary tiorkiky.
Astana Astana (amin’ny fiteny kazàka ary amin’ny fiteny rosy :  Астана) dia renivohitr’i Kazakstàna manomboka ny 10 Desambra 1997. Ny anarana «Astana» ankehitriny dia nampiasaina nanomboka ny taona 1992, talohan’izany izy dia fantatra tamin’ny anarany Tselinograd (tamin’ny 1961 hatramin’ny 1992) ary Akmolinsk (hatramin’ny taona 1961). I Noursoultan Nazarbaiev no nifidy ilay tanàna ho renivohitr’i Kazakstàna tamin’ny 1994, ary tena lasa renivohi-pirenena tokoa ilay firenena telo taona taoriana. Ny isam-ponin’ilay tanàna dia 708 000 tapitrisa mponina tamin’ny 2010, izany hoe tanàna faharoa lehibe indrindra ao Kazakstàna aorian’i Almaty.