Top 10 similar words or synonyms for jodaisma

lexical    0.957977

hanatsara    0.950688

manary    0.944810

hamoronana    0.944179

homena    0.939729

ftm    0.938915

manta    0.937626

amn    0.936036

mandalina    0.935164

sokela    0.934049

Top 30 analogous words or synonyms for jodaisma

Article Example
Jodaisma Ny jodaisma dia finoana an'Andriamanitra iray manana anarana Iahve. Jiosy no fiantsoana ireo mpino. Dimy ambin'ny folo tapitrisa no isan'ny jiosy manerana izao tontolo izao ary fito tapitrisa amin'ireo no mipetraka any Israela.
Jiosy Ny teny hoe jiosy dia avy amin'ny teny Hebreo hoe "Yehoudim", ny Jiosy dia "vondron'olona" iray firenena sy iray finoana antsoina hoe "Jodaisma" na "Yahâdut" amin'ny teny hebreo.
Jiosy Israely izany no tany fiaviana sy niandohan'ny firenena Jiosy sy ny Jodaisma, araky ny baiboly, dia io tany io no nomen'i YHWH Andriamanitra an'ny Jiosy. Taty aoriana dia niparitaka eran-tany ny Zanak'Israely.
Jiosy Ny finoana Jodaisma na "finoana Jiosy" dia finoana Monoteista , zany hoe mino Andriamanitra iray ihany, ary YHWH no anarany . io anarana io anfa, araky ny finoana Jiosy, dia masina loatra ka tsy azo tenenina, ka izany no mahatonga ireo Jiosy miteny hoe "Adonay" (Tompo) na "Hashem" (ilay anarana) rehefa miresaka na mivavaka. Ny Jiosy dia mino fa iray ihany Andriamanitra, ka noho izany tsy manaiky ny "Trinité" kristiana izy.