Top 10 similar words or synonyms for homena

amn    0.953189

paka    0.942034

jodaisma    0.939729

lexical    0.938802

high    0.934560

haja    0.929950

mandalina    0.929910

yin    0.929642

moretti    0.928048

gusmão    0.927483

Top 30 analogous words or synonyms for homena

Article Example
Sokatra Amin'ny ankapobeny dia mihinana zavamaniry ny sokatra an-tanety : ravinkazo na voankazo samihafa, mety hiampy sifotra koa indraindray. Tsy tokony homena hena, nofon-trondro, sakafon'alika na sakafon-tsaka, paty, vary, mofo na ronono izy ireny; hohaniny soa aman-tsara ireny kanefa tena mety hanimba ny fahasalamany (mampiova endrika ny carapace, mampihena ny fahelam-piainany...).
Fitsarana Heloka Bevava Iraisam-pirenena Ny FHBI dia afaka mampihatra ny fahefana rehefa manana ny zom-pirenen’ny firenena mpikambana iray ny olona hotsaraina. Mety ihany koa izany raha nitranga tao amin’ny tany anjakan’ny firenena mpikambana ny asa ratsy nataon’ilay olona, na koa raha rehefa ampitain’ny Filan-kevitry ny Filaminan’ny Firenena Mikambana. Ny fitsarana dia natao mba hifameno amin’ny rafi-pitsaran’ny firnena mpikambana: afaka mitsara izy iore rehefa tsy manana finiavana na fahafahana ny mitsara ny heloka ny fanjakana. Homena an’ny fanjakana ny dingana voalohany amin’ny fanadihadiana ary fitsarana ny heloka bevava.
Ravoromanga Tato aoriana dia nihamaro ny taranak’izy telolahy tao Ambohitrerana ka nantsoina hoe Zafindravoromanga, koa nisy tamin’izy ireo no niala teo Ambohitrerana nifindra monina tamin’ny manodidina. Anefa ireo Zafindravoromanga niala teo Ambohitrerana ka niantsinanana dia nanana fifanolanana ady tany tamin’ny Zanakandrianato momba an'Ambohitraina. Niakatra androva mihintsy ny fifanolanana ka toy izao ny didin'ny Mpanjaka: "Izay mahajoro faingana lelavola irainjehy no homena ny rariny". Tsy nanajoro lelavola ny Zafindravoromanga na dia maro olona tokoa aza ka voatery niala tao izy ireo ary nasain'ny Mpanjaka nipetraka teo amin’ny vohitra andrefan’io.  Tato aoriana, raha sendra nitsidika azy ireo ny mpanjaka Andrianampoinimerina (1787-1810) dia nahita fa niadana tao amin'ilay vohitra vaovao nifindrany ireo Zanadravoromanga tao Ambohitraina koa hoy ny mpanjaka hoe olona mahitsy fo tokoa ireto Zanadravoromanga ireto. Ary novainy ho "Ambohitrolomahitsy" ny anaran'io vohitra vaovaon'ny Zanadravoromanga io. Lasa renivohitry ny kaominina mihintsy moa Ambohitrolomahitsy izay eo amin’ny 7km any avaratr'andrefan'ny kaominina Talata Volonondry. Koa ao Ambohitrerana sy amin’ny Kaominina Ambohitrolomahitsy no tena ahitana ny Zanadravoromanga.