Top 10 similar words or synonyms for gpl

manary    0.927101

ong    0.915318

nofon    0.911482

itunes    0.904342

alàlana    0.902771

sokela    0.901835

lexical    0.900511

license    0.899824

lokanga    0.899623

mandalina    0.898655

Top 30 analogous words or synonyms for gpl

Article Example
Debian Debian dia mpandrindra milina mampiasa rindrankajy malalaka ary Open Source (manam-pango azo jerena ary ovaina) mitondra ny lisansa malalaka GNU/GPL miara-mihatra amin'ny lisansan'ny rindrankajy efa misy ao anatiny.
DokuWiki DokuWiki dia rindrankajy wiki iray nosoratan'i Andreas Gohr tamin'ny PHP ho fanampiana ireo orinasa mila fitaovana hanamboarana documentation. Tsy mila banky angona izy satria anaty rakitra teksta tsotra no tehiriziny ny votoatin'ny pejy. Mitovitovy amin'ny ampiasain'i MediaWiki ny fitsipi-panoratana, izay tsotra nefa matanjaka ary azo antoka fa mety vakiana na ivelan'ny wiki aza. Ny GPL no lisansy mitondra azy.
WikkaWiki WikkaWiki dia Rindrankajy wiki iray tena kely habe, fanaovana sehatra amin'ny tranonkala, nosoratana tamin'ny PHP ary mampiasa banky angona MySQL hitehirizana ny pejy. Iray amin'ireo solofon'ilay rindrankajy WakkaWiki izy, fa nampiana singa maro hafa vaovao. Namboarina ho haingam-piasa, azo itarina ary azo antoka izy, ary ny lisansy GPL no anaparitahana azy.
WordPress WordPress dia rafitra fitantanana votoatiny (RFV) (amin'ny teny anglisy: "content management system"), malalaka anoratana ny rindrakajy PHP, ary miankina amin'ny tahiry fototra MySQL. Ny WordPess dia volavolan'asa nataon'ny orinasa Amerikanina Automattic, ary ampiasaina amin'ny fitantanana tranonkala toa ny blaogy, na tranonkalam-baovao na koa tranombarotra an-tranonkala izy io. Mifototra ao amin'ny lisansa GNU GPL ny WordPress ary manana tranokalany manokana WordPress.com. Tamin'ny taona 2015, dia nahatratra 25% ny tranokala vita tamin'ny WordPress maneran'izao tontolo izao.
Ubuntu Ao anatin'ny Ubuntu dia misy pack software zaraina miaraka amina lisansy malalaka (fantatra ohatra ny open source). Ny lisansy tena ampiasaina dia ilay linsansa GNU General Public License (GNU GPL), milaza fa azon'ny mpampiasa dikaina, zaraina, mandinika, manova sy manatsara ny rindrankajy am-pahalalahana. Sponsorizen'ny UK based company Canonical Ltd., an'ny South Afrika mpilalao vola Mark Shuttlewoeth. Amin'ny famelana ny Ubuntu ho malalaka sy open source, azon'ny Canonical ampiasaina ny fahaizan'ny fikambanan'ny mpamelatra rindrankajy amin'ny zavatra mandrafitra ny Ubuntu, mba tsy hivarotra an'i Ubuntu mba hampidi-bola, mampidi-bola amin'ny fivarotana sampandraharaha miaraka amin'ny Ubuntu.