Top 10 similar words or synonyms for gidro

liza    0.960808

amn    0.957040

mumbai    0.953928

laureate    0.953859

dehaven    0.953534

basu    0.953118

lexical    0.951713

fananany    0.950479

    0.950459

guðmundsson    0.949915

Top 30 analogous words or synonyms for gidro

Article Example
Gidro Gidro maky. Gidro fotsiny any Madagasikara misy.
Gidro Gidro ("Eulemur mongoz")
Maky Maky biby. Maky: Gidro sy Komba.
Masoala Io valam-pirenena io dia natsangana mba hiaro sy hamerina ny fananam-pirenena (karazan-gidro dimy ambin'ny folo no efa very tao Madagasikara hatry ny fahatongavan'ny olombelona.
Madagascar (horonantsary, 2005) Io tantara io dia ahitana ireo biby maromaro izay tonga teto Madagasikara rehefa tratra ny loza teny an-dranomasina ka nahita ireto gidro sy fosa izay tsy fahita raha tsy eto Madagasikara ihany.
Madagasikara Voasokajy ao anatin'ireo ny Gidro sy ny Rajako isankarazany, ny fosa, ny fianakaviam-borona telo (3) sy zava-maniry toy ny Baobaba izay ahitana sokajy karazany valo (8) izay tsy hita amin'ny toeran-kafa ny enina (6).
Masoala Ny tsindry amin'ny ala ao Madagasikara dia lehibe, tahaka ny tsindry atao amin'ny ankamaroan'ny ala trôpikaly manerana ny tany. Ny tsindry eo amin'ny alan'i Masoala sy eo amin'ireo miaro azy dia tsy nitsahatra hatr'izay ka hatramin'izao. Nihakatra ny tsindry atao amin'ny ala tamin'ny taona 2009, indrindra avy amin'ireo mivarotra hazo "Dalbergia maritima" sy hazo hariboke ; tapatapahana eny amin'ny ala voaaro sy avoaka ety ivelany na dia miezaka aza ny lalàla malagasy mikasika ny fiarovana ny ala. Ny fangalarana biby ao amin'ilay vala koa dia olana iray ihany koa ary tsy ampy fitaovana ny mpiambon'ny ala mba hiady amin'ireo "mpangalatra hazo" miasa ho an'ireo mpivaro-kazo miasa maizina. Araka ny loharano azon'i fatahirizana bibin'i Zürich, olona miisa efatra arivo no nivaro-kazo avy ao Masoala, mihaza ary mivarotra hena gidro. Hazo aman-jatony no tapaka isan-andro. Manana basy ny mpangalatra hazo ary tsindraindray mampitahotra mpiambona sy ny mponina miaina manodidon'ny vala.