Top 10 similar words or synonyms for gard

hérault    0.938443

aisne    0.925593

somme    0.906637

seine    0.888882

marne    0.884942

aude    0.873864

oise    0.869535

gironde    0.867311

eure    0.853795

orne    0.847587

Top 30 analogous words or synonyms for gard

Article Example
Gard Ireo departemanta mamaritra an'i Gard dia Bouches-du-Rhône, Archèche, Vaucluse, Hérault, Aveyron ary i Lozère. Ny toerana avo indrindra ao Gard dia ny tendrombohitra Aigoual ao amin'ny Cévennes (1 567m).
Gard I Gard dia anarana departemanta frantsay ao atsimon'i Frantsa. Ny fisiany dia any andrefan'ny vavaranon'i Rhône, izany hoe any andrefan'i Marseille. Ao amin'ny faritra Languedoc-Roussillon no misy ny departemantan'i Gard. Ny anarana iavian'ny anaran'ilay departemanta dia avy amin'ny renirano "Gard" (teny ôksitana manonona ny renirano Gardon.). Ny kaody omen'ny INSEE sy ny la Poste ny departemantan'i Gard dia 30.
Barjac, Gard I Barjac dia kaominina ao amin'ny fivondronan'i Alès, ao amin'ny departemantan'i Gard, ao amin'ny faritr'i Languedoc-Roussillon, ao Frantsa.
Barjac, Gard Ny INSEE dia mampiasa ny kaodim-paositra 30029.
Sauveterre, Gard I Sauveterre dia kaominina ao amin'ny fivondronan'i Nîmes, ao amin'ny departemantan'i Gard, ao amin'ny faritr'i Languedoc-Roussillon, ao Frantsa.