Top 10 similar words or synonyms for fizaràna

masina    0.845126

mamoaka    0.815488

taranaka    0.808993

hetsika    0.808745

sampana    0.805442

mpitondra    0.803760

basy    0.802713

fivavahana    0.800325

raki    0.800323

kanji    0.799459

Top 30 analogous words or synonyms for fizaràna

Article Example
Ipernity Ny"Ipernity" mamela ny famoahana ary fizaràna:
Teratanin'i Amerika Ny Cree koa dia mitovy fizaràna.
Bokin'ny Levitikosy Ny fizaràna fahatelo (Lev. 10-16) dia miresaka momba ny fahadiovan'ny sakafo, ny fahadiovan'ny vehivavy, ny habokana sy ny aretina hafa mitovitovy aminy, ary ny andro fanadiovana lehibe.
Bokin'ny Levitikosy Ity fizaràna ity (Lev. 17-18) dia miresaka momba ny lalàna mifehy ny vahoaka, ny lalàna mikasika ny mpisorona ary ny amin'ireo andro firavoravoana.
Bokin'ny Levitikosy Ny fizaràna farany (Lev. 17-23) dia miresaka momba lalàna isan-karazany momba ny fanadiovana, ary ny amin'ny fahotana manohitra ny Lalàna.
Bokin'ny Eksodosy Ny fizaràna faharoa dia ahitana ny fiaingana avy tao Egypta, ny fiampitana ny Ranomasina Mena, ny hira fiderana nataon'i Mosesy, ary ny dia tao amin'ny tany efitra.
Toe-karena Ny toe-karena na ekonomia dia siansa mikasika ny fanamboarana, fizaràna, fifanakalozana ny entana ary sampandraharaha. Dinihan'ny siansa ekonomika ny 'toe-karena" miankina amin'ny teôria ekonomika.
Ipernity Ny website dia natao ho an'ny mpanoratra/mpanakanto sy ny fianakaviana/namana, ary mamela ny famoahana ary fizaràna iray ihany ny toerana ny isan-karazany ny fitaovana nomerika toy ny: bilaogy, ny sary sy horonan-tsary sy raki-peo.
Bokin'ny Nomery Ny fizaràna voalohany (Nom. 1.1 - 10.10) dia mirakitra ny fanisam-bahoaka natao, ny fandaminana ireo foko, ny sata manokan'ireo Levita, ny fanaovam-panatitra isankarazany, ny fankalazana ny Paska, ary ny fanambaràna ny fanohizana ny dia ho any Kanana.
Bokin'ny Eksodosy Ny fizaràna voalohany dia mitantara ny fanadevozana nahazo ny zanak'i Israely, ny fiantsoana sy fanendren'Andriamanitra an'i Mosesy, ireo loza folo tao Egypta, ary ny fihinana ny zanak'ondry tamin'ny Paska.