Top 10 similar words or synonyms for fifaliana

mikararana    0.789105

ebay    0.770912

fenitra    0.761539

fatorana    0.760812

firavaka    0.757674

tabataba    0.754311

fbi    0.747444

ministry    0.747085

kalava    0.744825

bit    0.741335

Top 30 analogous words or synonyms for fifaliana

Article Example
Une Seule Nuit Na aiza na aiza masaka ny vokatry ny tia tanindrazana voady sy hamiratra ny masoandro ny fifaliana tsy misy farany.
Isaia 15 Ho solon'ny nahafoizana anao sy ny nankahalana anao ary ny tsy nandehanan'olona namaky anao, dia hasandratro ho rehareha mandrakizay ianao, eny, ho fifaliana hatramin'ny taranaka fara mandimby.
Antom-pisian’ny olona Matetika ny antom-pisian’ny olona amin’ny alalan’ny filôzôfia sy finoana dia manazava sy miresaka ny fisiana, fihavanana, sy ny fifaliana ary mikasika ny fitsipi-pitondrantena, izay tena izy, tsara sy ratsy, zara sy lahatra, famaritana an’i Andriamanitra, fisian’i Andriamanitra, ny fanahy, sy ny fiainana any ankoatra. Ny siantifika dia tsy manandrana manazava hoe “maninona?” fa “ahoana?” no tonga teto an-tany ny olom-belona sy ny fiandohany. Araka izy ireo, raha azon’ny olom-belona ny fototry ny fisiany dia azo atao ny miara-midinidinika ny amin’ny antom-pisian’ny olom-belona. Amin’ny fijery mahaolom-belona dia manontany hoe “Inona ny anton’ny fiainako” noho izany dia afaka mikaroka ny fifaliany avy ny tsirairay.