Top 10 similar words or synonyms for fanjakany

ralambo    0.873767

andrianjaka    0.871951

rabiby    0.869277

sisa    0.865702

nanjaka    0.863785

zanaka    0.860777

drabiby    0.856391

reniny    0.851823

manjaka    0.851613

hasin    0.851019

Top 30 analogous words or synonyms for fanjakany

Article Example
Tantaran'i Madagasikara Ny nampalaza azy dia ny fahaizany nandrindra sy nandamina ary nanitatra ny fanjakany, "Ny ranomasina no valamparihiko" no teny filamatra nentina nanjaka ary fandriampahalemana no niainan'ireo fanjakany.
Ralambo Tamin'ny faran'ny fanjakany dia efa nitatra lehibe tokoa ny fanjakany ka ny miantsinana dia tonga hatrany antsinanan'Ambohimalaza, ny atsimo dia hatrany ankaratra, ny andrefana dia hatrany ambadik'ambohimanga ary ny avaratra dia tsy voafaritra mazava.
Andrianampoinimerina Noho izy manana toe-tsaina mpitarika, tsy mifidy tany hiadiana, sahy manao dingana lehibe hoamin’ny fanovana, manana vinam-piarahamonina, hendry, mahalala ny pitsony amin’ny fanjakany, mikendry hatrany ny fampandrosoana ny fanjakany sy ny vahoakany ary miaro ny harempireneny sy ny vahoakany amin’ny hafetsen’ny vahiny dia nantsoin’ny vahoakany sy ireo fanjakana manodidina tamin’ny anarana “ Ny Ombalahibemaso” izy.
Vohitr'Andriana Teo Antananarivo ihany, Andriatsimitoviaminandriandehibe nanjaka teo tamin'ny taonjato faha-18 ap jc dia nanana zanaka roalahy dia Lambotsitakatra sy Andriamasinavalona, koa nozarain'Andriatsimitoviaminandriandehibe roa ny fanjakany ka Antananarivo, Ambohimanga sy Ambohidrabiby ary ny avaratra rehetra amin'ny fanjakany dia nomeny an'i Lambotsitakatra zanany lahimatoa ary Alasora, Ambohimanjaka sy Antanamalaza, sy Fandana sy Ambohimanambola dia nomeny an'Andriamasinavalona izay zandry olona.
Yogoslavia Ny renivohitry ny fanjakany nisy ny Belgrade ary ny teny ofisialy ny zavatra croato-slovenianina. Ny voalohany ny mpanjaka fa i Petera A. Karageorghis Serbia.
Andrianampoinimerina Rehefa izany dia nitarin’Andrianampoinimerina miakandrefana ny fanjakany ka nanoa azy ny fanjakan’Imamo, izay nataony isan’ny tokon’Ambodirano. Nanoa koa ny fanjakan’ny Vonizongo ka nataony toko iray dia Vonizongo.
Andrianampoinimerina Rehefa izany dia nitariny nianatsimo ny fanjakany ka nanoa azy mora foana Andriamanalinibetsileo mpajakan’Andratsay. Dia nitariny nianatsimo amin’ny Betsileo ny fanjakany ka Radama (I) vao 20 taona monja no nasainy nitaritafika ka resy Rivoekembahoaka mpanjakan’ny Fisakana sy Andrinaompanalina mpanjakan’Ambositra Sahasomangana; nanoa azy Andrianantara mpanjakan’ny Manandriana sy Andriamanalina III mpanjakan’Isandra sy Raonimpanarivotomponony mpanjakan’ny Lalazana sy Andriambavizanaka mpanjakan’i Lalangina sy Rarivoarindrano mpanjakan’Arindrano.Natambany ho tokon’ny Vakinankaratra ireo fanjakan’Andratsay sy Betsileo. Mbola navelany hitondra ny titre mpanjaka anefa ireo mpanjaka nanoa fa Radama I no nilaza tany Fianarantsoa fa tsisy mpanjaka intsony amin’ny fanjakany eto Madagasikara afatsy izy ihany fa zanak’andriana no titra isaloran’ireo mpanjaka nanoa azy.Nandritra izany, ny fanjakan’Anjozorobe dia efa ireo zanaky ny vadiben’Andriamiharamanjaka no nanjaka tao ary izy ireo tsy nety nanoa an’Andrianampoinimerina koa notafihan’ito farany izy ireo ka lasany ny ampahany amin’ny faritry ny fanjakan’Anjozorobe ka nataony ho isan’Avaradrano. Tsy fantatra mazava anefa ny sisitany amin’ny fanjakany sy ny fanjakan’Anjozorobe fa dia namporisihiny ny vahoakany hianavaratra mihoatra ny reniranon'ny Mananara araka izay tratra.
Fanorona Misy lovan-tsofina mitantara fa nisy mpanjaka anankiray izay namoy ny fanjakany iray manontolo mihitsy noho ny fitiavany an'io lalao io.
Ravoromanga Tamin’ny fiandohan’ny taonjato faha-16 dia mpanjakan’ny vohitra vazimba maro taty anivontany ahitana an’Ankotrokotroka sy Analamanga sy Ambohimanga ary Ambohimanarina i Andriandroka II koa Ankotrokotroka no renivohitry ny fanjakany sy nonenany. 
Malacca Ny mpivarotra mozilmana dia nanana anjara tsy kely tamin'ny varotra tao Malacca. Nivadika mozilana ny mpanjakan'i Malacca (Parameswara) tamin'ny faran'ny fanjakany tamin'ny 1414 ary nitondra ny anarana Iskandar Shah.