Top 10 similar words or synonyms for fandrafetana

store    0.816758

fandoavam    0.812005

fitehirizana    0.785358

hisorohana    0.783789

ilain    0.782024

ksh    0.780470

hanala    0.777201

pisian    0.775064

mijoalajoala    0.774772

amam    0.772325

Top 30 analogous words or synonyms for fandrafetana

Article Example
Fandrafetana ny fiteny Ny fandrafetana ny fiteny iray dia fanandramana mianjady amin'ny fampiasana ny fiteny iray. Natao izany mba hahafahana mampiasa ilay fiteny anaty taranja maromaro kokoa. Ny tanjona, dia hanova ny fomba fampiasana ny fiteny iray. Ho an'ny fiteny maro dia maro, misy ireo fikambanana manokana izay manan-tanjona ny handrafitra ny fiteny. Azontsika alaina ho ohatra ireo Académie Française ny teny frantsay na ny Akademia Malagasy ny teny malagasy.
Fandrafetana ny fiteny Amin'ny ankapobeny, betsaka ireo fomba fandrafetana fiteny :
Sokitra Ny sokitra dia fandrafetana sary amin'ny hazo na vato.
Famaritana manarak'endrika Isaky ny faran'ny taompolo hatry ny taona 1970 dia nihanatanjaka hatrany ny rafitra ara-kajimirindra ; vokatr'izany dia mihabetsaka ny fiantraikany amin'ny fiarahamonina. Noho izany dia ilaina ho tsaratsara kokoa ireo teknika mba hanampy amin'ny fandrafetana rindrankajy azo antoka. Mampiasa famakafakana matematika ho fototry ny fanamboarana ary fanekena ny endriky ny vokatra ireo injenieria amin'ny taranja maro. Anisan'ny fomba hahatongavana amin'izany amin'ny fandrafetana ny rindrankajy ny famaritana manarak'endrika. Ampiasaina matetika kokoa ireo fomba hafa toa ny fanandramana, mba hanatsara ny kalitaon'ny fango (kaody).
Léonard de Vinci Nanana atrikasa lehibe izay iray amin'ireo be mpandeha indrindra tao Florence i Verrocchio. Léonard dia nianatra ny ho mpanakanto, ka tsy maintsy nianatra sary, sary hoso-doko, sculpting sy ny modely fanaovana. Raha tonga teo am-atrikasa, izy dia afaka mianatra isan-karazany ilaina hafa fahaiza-manao: simia, mpampatsiro hanina, vy miasa, lalotra fanariana, hoditra miasa, haihetsika sy ny fandrafetana.