Top 10 similar words or synonyms for fandehanana

varahina    0.771243

nandeha    0.757369

nahazo    0.743954

nivadika    0.742006

nandray    0.737501

nomena    0.729627

tapitra    0.727848

novaina    0.727467

nataony    0.727090

praiminisitra    0.725717

Top 30 analogous words or synonyms for fandehanana

Article Example
Korana 2-Ilay fifanarahan’izy ireo amin’ny fandehanana mandritra ny ririnina sy amin’ny fahavaratra
Lalana Ny lalana dia soritra namboarina natao ho fandehanana mpampitohy toerana na tanàna roa.
Milina fanoratana Ny vondrona taratasy-rolao-riba dia tenenina hoe sariô (avy amin'ny teny frantsay "chariot"), ary ny bokotra naao io fandehanana any amin'ny andalana manaraka io dia tenenina hoe "fiverenana sariô" na "retour chariot". Iavian'ny fanafohezina RC na CR ("Carriage Return"), midika ho an'ny mpamorona rindrankajy, fiverenana any amin'ny tomboky ny andalana na fitsambikinana anfalana (Line Feed) ankehitriny.
Teknôlôjia Ny tanjon'ny zavatra namboarina vokatry ny teknôlôjia dia natao hanamora ny fiainan'ny olona. Ny fahafahan'ny olombelona mamehy ny afo izao ohatra dia nampitombo ny habetsaky ny sakafo azo hohanina ary ny fitana ny kodiarana no nanampy ny olombelona tamin'ny fandehanana lavitra ary tamin'ny fifehezana ny tontolo iainana. Ny fahitana vao haingana: ny telefaonina, ny aterineto na ny sora-printy dia manamora ny vidin'ny fahaizana ary ahafahan'ny olombelona mifandray moramora kokoa. Na dia izany aza, tsy natao hanampy ny olona foana ny tanjon'ny teknôlôjia; nivoatra hatrany koa ireo fitaovam-piadiana be fahafahana manimba, manomboka amin'ny kibay hatramin'ny fitaovam-piadiana niokleary.
Tanjona Iberika Ny tendrombohitra ao amin'ny tanjona Iberika dia somary mifanitsy. Manao atsinanana-andrefana ny akabeazan'ny tendrombohitra avo any amin'ny tanjona iberika. Ny mampisy io zavatra io dia ny tantara ara-jeôlôjikan' ilay tanjona. Ny tendrombohitra dia : ny Pyrénées, mihampita ny isman'ny tanjona, tsy mandrara ny fandehanana any amin'ny tanjona raha tsy avy amin'ny amorontsiraka, ny tendrombohitra kantabrika, any amin'ny faritra avaratry ny tanjona iberika, ny Sierra sde Guadarrama, ny Sierra de Gredos, ny Sierra de Gata ary ny Serra da Estrella ; any atsimo indray misy ny Sierra Morena sy ny Sierra Nevada.