Top 10 similar words or synonyms for fanavotana

paka    0.877593

pcf    0.865708

fanamarinana    0.863522

enterprise    0.862699

qatar    0.850869

miraharaha    0.845449

bohoka    0.844968

lent    0.842245

naitatra    0.841415

picq    0.841071

Top 30 analogous words or synonyms for fanavotana

Article Example
Filazantsara Ny teny hoe "filazantsara" dia teny enti-mandika ny teny grika hoe εὐαγγέλιον ("euangélion") izay midika hoe "vaovao tsara", "vaovao mahafaly". Ny hoe "evanjely", izay fampiasan'ny Eglizy Katolika Romana eto Madagasikara, dia fanagasiana avy hatrany io teny grika io. Vaovao mahafaly ho an'ny Kristiana satria "Tenin'Andriamanitra", manambara ny fanavotana an'izay mibebaka amin'ny fahotany sy mino an'i Jesoa Kristy ho zanak'Andriamanitra.
Sikorsky H-19 Ny Hellenic Royal air Force nahazo ny voalohany UH-19B/F Minangkabau ao amin'ny lohataona ny 1958, raha nanao tahiry fanampiny tamin'ny 1967. Voalohany angidimby niditra fanompoana ny Air Force, ary ny voalohany angidimby fitaovana ho an'ny asa fitoriana ny fikarohana sy ny asa fanavotana tamin'ny teny grika ny asa fanompoana. Raha izany dia ampiasaina koa amin'ny andraikitra ny entana fitaterana, ny fitaterana, ny avo-olona (VIP), ny famatsiana stations, radar sy ny rivotra fiara mpitondra marary.
ANDRIAMISEZA Lucien Araka ireo vavolombelona vitsivitsy sendra anay, izay mbola ho vahinintsika eto atsy ho atsy, dia nifantoka betsaka tamin'ny ady ho an'ny fahaleovantenan'i Madagasikara sy ny fanavotana azy no foto-kevitra sy fampielezan-kevitra novoizin'ny PANAMA sy ireo mpikambana tao anatiny. Tsy marina ihany koa hoy ireo vavolombelona ireo ny filazana fa ny vazaha-mpanjanatany no nampanangana ny PANAMA. Ankilan'izany, ny maro tamin'ireo mpikambana tao amin'ny PANAMA no mpikambana ihany koa tany amin'ny antoko na fikambanana hafa, toy ny tao amin'ny M.D.R.M., P.D.M., JINY...
Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana Ireo toko ireo ihany koa no iresahan'i Paoly zavatra tena mampanahiran-tsaina ny Tesaloniana, dia ny aminireo mpino maty alohan'ny fiavian'i Kristy indray. Mamaly izany i Paoly ny amin'ny tsy tokony hanahiana ny amin'izany, satria hampakarina any an-danitra ireo mpino ireo amin'ny fiavian'i Kristy (4. 13-18). Ambaran'ni Paoly fa ho avy toy ny mpangalatra amin'ny alina ny fiavian'ny Tompo sy ny Fitsarana farany, raha mieritreritra ny olona fa mandry ivohon'ny vato. Amin'izany dia tsy hisy zanaky ny maizina izay ho afaka amin'ny fahatezeran'Andriamanitra, fa ny mpino kosa, dia ny zanaky ny mazava, hahazo fanavotana (5. 1-11).
Ambositra Manana ny tantarany ihany koa ny fivoaran’ny finoana katôlika ao amin’ny Diôsezy Ambositra. Azo tombanana raha tafapàka amin’ny ankamaroan’ny olona ny Vaovao Mahafaly araka ny tondro izay haroso eo ambany. Tonga nitondra ny Vaovao Mahafaly ireo Misionera tonga voalohany, nasehon’izy ireo tamin’ny fiainany sy ny fahafoizantenany ny maha Lalana sy Fahamarinana sy Fiainana an’i Kristy. Nahasarika olona maro handray ny finoana izany ka nitohy tsy nitsahatra isan-taona ny fanaovana batemy. Marina fa ny misterin’ny fanavotana sy ny famonjena nataon’Andriamanitra ary ny fiainana omeny izay mino Azy ho an’ny olombelona no torîna hatraiza hatraiza, kanefa mitàna anjara toerana lehibe amin’ny Asa fampielezana ny finoana ny fiheveran-ko zavatra ireo zava-misy sy ny toe-piainan’ny olona eo amin’ny faritra ampidirana ny Evanjely.