Top 10 similar words or synonyms for fanakelezam

tourbillon    0.802061

bit    0.786852

fiasa    0.786662

piparitahana    0.781092

konsoly    0.777319

kôpta    0.771376

hip    0.769620

hampihena    0.768121

kasihina    0.765771

tsiaro    0.763275

Top 30 analogous words or synonyms for fanakelezam

Article Example
Fanakelezam-piparitahana Manana rakitra dimy ny kapila , A hatramin’i E, izay samy mampiasa blaokin-toerana folo (ho an’ity fizarana ity, ny atao hoe blaoky dia ampahan-toerana omen’ny rafi-drakitra).
Fanakelezam-piparitahana (3) Voatokana ny toerana hipetrahan’ny angon’ny rakitra F, ary homby ao amin’ny toerana nisy ny blaoky B taloha ilay izy. Blaoky efatra izany no isan’ny blaoky mbola malalaka ao amin’ilay "lavaka" navelan’i B.
Fanakelezam-piparitahana Ny fanakelezam-piparitahana (anglisy: "defragmentation"), amin’ny kajimirindra, dia ny fananekelezana na fanesorana ny fiparitahan’ny angona ao amin’ny rafi-drakitra. Ny fanakelezam-piparitahana dia manao izay hampifanakaiky ny singan’angona ao amin’ny kapila mba hampitombo ny hafaingam-pamakiana ary mamela velarana malalaka hampahakelezana ny fiparitahan’ny rakitra hosoratana.
Fanakelezam-piparitahana Andao heverina ny fitrangan-javatra araka ny miseho eo amin’ny sary eo ankavanana:
Fanakelezam-piparitahana Ny mahatonga ny fiparitahana dia ny rafi-drakitra tsy afaka manokana toerana itahirizana rakitra indray misoratra eo amin’ny kapila mateza, ka mametraka singany eny amin’ny "lavadavaka" ao enalenalan’ny rakitra efa misy (lavaka misy noho ny famafana ataon’ny mpandrindra milina) . Ny rakitra lehibe ary ny isan’ny rakitra tahirizana no mandray anjara amin’ny fiparitahana ary ny fahaverezam-kafaingana. Natao hanakelezana izany fahaverezan-kafaingana izany ny fanakelezam-piparitahana.
Fanakelezam-piparitahana (2) Raha voafafa ny rakitra B , dia roa ny zavatra mety hitranga: hanamarika ny toerana nalain’i B ho tsy misy inona na inona mba hahafahana mampiasa azy amin’ny manaraka, na manisaka ny rakitra rehetra mba tsy hisiana "lavaka" eny afovoan-kapila. Noho ny fanisahana mandany fotoana sy angovo dia avela ho foana ny toerana nametrahana an’i B, ary hanamarika ilay toerana foana ho afaka ametrahana angona ho an’ny rakitra ho avy.
Fanakelezam-piparitahana (1) Eo amy kapila tsy misy inona na inona, mifanesy ny rakitra izay nosoratana misesy.
Fanakelezam-piparitahana (4) Mila blaoky efatra ny rakitra G. Homby ao amin’ilay "lavaka" navelan’i B ary tsy nampiasain’i F ilay rakitra. Araka izany dia tsy misy intsony ny lavaka.
Fanakelezam-piparitahana (5) Niitatra ny rakitra F, noho ny tsifisian’ny lavaka mety ipetrahany dia eny amin’ny faran’ny kapila (izany hoe aorian’ny E) no lasa toeran’ny angona nampiana tamin’ny rakitra F.
Kapila mateza Ny fanakelezam-piparitahana (defragmentation) dia natao ahakelezana ny fotoana ilaina amin’ny alalan’ny fanetsehana ny singan’angona mba hampifanakaikezana azy ireo eo amin’ny kapila.. Manao fanakelezam-piparitahana ho azy ny rafitra fikirakirana sasany. Na dia natao hampihena ny fotoam-piandrasana aza ny fanakelezam-piparitahana, dia mety hisy fihenana tsy maharitra ny rafitra rehefa am-panaovana izany.