Top 10 similar words or synonyms for fampitomboana

voatrolombelona    0.882281

fahazoana    0.872040

mamantatra    0.862842

tombony    0.851923

mikendry    0.848094

usb    0.847751

ksh    0.844440

andrim    0.842229

rate    0.842165

imap    0.838574

Top 30 analogous words or synonyms for fampitomboana

Article Example
Maromiantoana Ny telomiantoana dia fitambarana, fanalana, fampitomboana tokamiantoana telo.
Maromiantoana Ny roamiantoana dia fitambarana, fanalana, fampitomboana tokamiantoana roa.
Aritmetika Ny aritmetika atao hoe tsotra dia ny fifanampiana, ny fizarana, ny fampitomboana ary ny fanalana.
Maromiantoana Amin'ny fampitomboana maromiantoana dia ampitomboana tsirairay amin'ny tokamianton'i Q ny tokamianton'i P.
Kapila mateza Mety ampihatsarana amin’ny alalan’ny fampitomboana ny hafaigam-pihodinan-kapila ny fotoana anakarana angona.
PubChem Ny PubChem dia ahitana olona telo mampiditra ny fampitomboana ny tahiry an-drenivohitra. Avy ny 29 septambra, 2014:
Fambolena Tropikaly Ny “Revolisiona Maitso” dia anarana nomena ny tetikasa fanatsarana fambolena mahomby indrindrina hatramin’izao any amin’ny tany tropikaly. Ny tanjony dia ny manatsara katsaka, vary sy karazana varimbazaha amin’ny fomba fampitomboana ny voly vokarina amin’ny alalan’ny masomboly ampiasaina.
Kapila mateza Miankina amin’ny hafaingam-pihodinan’ny kapila ary ny hakitroky ny angona ny taham-pamindran’angon’ny kapila mateza. Noho ny hafanana ary ny fihovitrovitana mametra ny hafaingam-pihodinana dia lasa fomba lehibe fampihatsarana ny taham-pamindrana ny fampitomboana ny hakitroka. Mila maotera ampela mateza ny hafaingam-pihodinana avo ka mampafana azy. Raha mbola mivoatra amin’ny alalan’ny fampitomboana ny isan’ny lalana ao amin’ny kapila ary ny isan’ny fari-kapila isaky ny lalana ny hakitroka ara-belarana, ny isan’ny fari-kapila isaky ny lalana ihany no mampitombo ny taham-pamindran’angona ho an’ny hafaingam-pihodinana iray. Noho ny fandrefesana taham-pamindran’angona mitily ny iray amin’ny mpanorina roan’ny hakitroka ara-belarana, kely kokoa ny taham-pivoaran’ny hafaingam-pandehany.
Solosaina Ao amin'ny ankamaroan'ny solosaina dia kaody milina ny fomba itahirizana ny baiko tsirairay; samy manana ny laharany (opcode) ny baiko. Opcode iray ny fanampiana isa roa ary opcode iray hafa ny fampitomboana izy ireo. Ny solosaina tsotra indrindra dia afaka manatanteraka karazam-baiko vitsivitsy (fanampiana, fampitomboana, fandikana, sns...); ireo solosaina manana rafitra sarotra dia afaka manatanteraka karazam-baiko mahery ny zato, izay samy manana ny kaody arak'isa. Rehefa afaka mitahiry isa ny tahirin'ny solosaina, dia afaka mitahiry ny kaodim-baiko ihany koa izy ireo. Izany zavatra izany no mahatonga ireo fandaharana azo evaina amin'ny alalan'ny isa izay afaka kirakirain'ny solosaina moramora kokoa.
Haikoriam-boanaratra Ny haikoriam-boanaratra dia anisan'ny sampanan'ny siansa, ny injenieria ary ny teknolojia izay mikasika ny olik'aratra mampiasa mpiorina arak'aratra toy ny tioba termoionika, tirazisitôro, diôda ary olik'aratra aharo (circuit intégré), izay ampiarahana amin'ny ireo mpiorina (composant) fampitohizana mihinan'aratra. Ny fihetsika tsy mizotra (non-linéaire) ny mpiorina ary ny fahafahany mifehy ny fihetsiky ny voanaratra ao amin'ny olik'aratra dia mahafaka ny fampitomboana ara-kerinaratry ny herinaratra izay mitondra fampahalalana.