Top 10 similar words or synonyms for encyclopaedia

britannica    0.965348

malta    0.923757

caribbean    0.923270

itunes    0.910121

pretoria    0.909561

trait    0.908992

forum    0.906458

kairo    0.906390

description    0.905623

disease    0.905334

Top 30 analogous words or synonyms for encyclopaedia

Article Example
Raki-pahalalana Tamin'ny taona 2007, ny fanontana ny taona 1911 ny "Encyclopaedia Britannica", raki-pahalalana voatonta taratasy dia tsy mihatra amin'ny votoatiny intsony, dia anisan'ny raki-pahalalana malalaka voatonta taratasy manana votoatiny malalaka amin'ny teny Anglisy.
Raki-pahalalana Roa arivo taona izay no nisian'ny rakipahalalana voalohany ; ny rakipahalalana voalohany, "Tantara Voajanahary" (""Hisoire Naturelle"" amin'ny teny frantsay), dia nosoratan'i Pliniosy Be Taona tamin'ny 77 CE tany ho any. Ny raki-pahalalana araka ny amantaratsika azy amin'izao fotoana izao, dia nipoitra tamin'ny taonjato faha 17. Tafiditra anaty boky iray ny raki-pahalalana, kanefa ny raki-pahalalana sasany, toa ny "Encyclopaedia Britannica" amin'ny fiteny anglisy, na ny "Enciclopedia universal ilustrada europeo-americana" amin'ny fiteny espaniola, dia raki-pahalalana misy "volume" amam-polony (32 ho an'ilay voalohany, 70 ho an'ilay faharoa). Ankehitriny, misy raki-pahalalana elektrônika (antranonkala na ambon'ny CD), toa i Wikipedia (manana sampanana amin'ny fiteny mahery ny 250), na Citizendium.