Top 10 similar words or synonyms for drabiby

andrianjaka    0.913182

randapavola    0.904455

raibeny    0.898701

ramaintsoakanjo    0.898415

niamboho    0.895767

mantsy    0.887912

andriamanjaka    0.884062

nanjaka    0.881478

jaky    0.879914

rabiby    0.879563

Top 30 analogous words or synonyms for drabiby

Article Example
Andriandoriamanjaka Nisy vady namboarina roa teo Ambohidrabiby tamin'ny nanjakan-dRabiby. Raha tonga hangataka an'i Rabefaravolamanjaka i Andriamanelo mpanjakan'Alasora dia i Randapavola no nomen-dRabiby ho vadiny fa Rabefaravolamanjaka kosa nomeny ho vadin'Andrianamboninolona, zanak'Andriamananitany.
Ramaitsoankanjo Ramaitsoakanjo dia vadin-dRabiby, mpanjaka arabo, tao Ambohidrabiby. Niteraka telo ireo ireo ka Rabefaravolamanjaka sy Randapavola no zanany vavy.
Andriandoriamanjaka Araka ny lovantsofina voalaza etsy ambony, na dia taranak'Andrianamboninolona aza ny Andriandoriamanjaka dia tsy mba natao ho Andrianamboninolona ny firazanany fa nataon-dRabiby sy Ralambo ho " zanakandriana" sy "mahazo manjaka mandrakizay".
Rabiby Rehefa izany dia nitombo laza hatrany i Rabiby ka saika raiki-tahotra azy ny fanjakana vazimba sy maley sisa nanodidina azy. Tamin'ireo fanjakana vazimba sy maley nanodidina ny fanjakan-dRabiby teo Ambohidrabiby dia ny fanjakana maley tarihin'Andriamanelo tamin’ny taona 1540-1575teo Alasora no isan'ny lehibe indrindra satria efa nanoa an'Andriamanelo ireo andriana maro. Andriamanelo moa dia taranaky ny mpanjaka Andriantomara ihany avy amin'ny reniny sy renibeny Rafohy sy Rangita. Lalitsaina ny mpanjaka Andriamenelo manoloana ny tanjaka sy lazan'ny mpanjaka Rabiby ka niditra ho zanaky Rabiby ary naka ho vady an'i Rabefaravolamanjaka zanaka vavimatoan-dRabiby. Randapavola zanany vavy aivo anefa no nomend-Rabiby ho vadin-Andriamanelo fa Rabefaravolamanjaka kosa nampanambadiany an'Andrianamboninolona izay zanak'Andriamananitany rahalahin'Andriamanelo. Nisy fanambadiana roa sosona arak'izany teo Ambohidrabiby tamin'ny andron-dRabiby.
Ambohidrabiby Nanafatra kosa anefa i Ralambo fa rehefa miamboho izy dia eo atsimon'ny fasana nanafenana andRabiby sy Ramaintsoakanjo ary Andriandambotanimanjaka no hanorenana ny fasany sy ny an'ireo vadiny. Izany fandaminana izany dia maneho, araka ny fomba merina, fa i Rabiby sy ireo doriany dia nataon-dRalambo ho ambony firazanany noho i Ralambo sy ireo taranany. Ny antony angamba dia nohon'ny hasin'i Rabiby raibeny sy nohon'ny fifanarahana nisy teo amin'i Rabiby sy Andriamanelo momba ny nampanjakana an'dRalambo ary ny amin'ny maha-manaradreny an'i Ralambo teo Ambohidrabiby. Tsy sahy nihoatra an-dRabiby raibeny arak'izany i Ralambo fa nanome hasina azy ho amin'ny avaratra.Nahatakatra ny tantara fonosin'ny filahatry ny fasan-dRabiby sy Ralambo eo Ambohidrabiby i Andrianampoinimerina ka nanafarany fa eo amin'ny avaratry ny fasan-dRabiby no anorenana ny fasan-dRasendrasoa vadiny sy ireo taranany, koa ao no misy ny fasan-dRasendrasoa.