Top 10 similar words or synonyms for demokrasia

kroasia    0.816462

mahomby    0.814680

javaney    0.810642

maromiantoana    0.810124

fampitomboana    0.809698

manosika    0.809503

zokiny    0.808621

nafarana    0.802082

fbi    0.799645

ksh    0.799487

Top 30 analogous words or synonyms for demokrasia

Article Example
Demokrasia Ny antoko politika dia ampahany manan-danja ny demokrasian-tsolontena. Anisan'ny mpikambana ao amina antoko poitika iray ny mpanao politika, fikambanana iombonan'ny mpanao politika mitovy hevitra momba ny zavatra tokony hatao. Noho izany, eo amin'ny fifidianana, ny olona dia tsy hifidy fotsiny ny olona iray, fa ho an'ny antoko politika iray. Mandalo matetika amin'ny fanamafisana demokratika ny fanjakana iray mba hampaharin-toerana ny demokrasia.
Demokrasia Maro ireo karazana demôkrasia mety misy, fa misy endrika fotony roa. Ireo endrika roa ireo dia mikasika ny fomba fanatanterahan'ny sitrapon'ny olom-pirenena rehetra. Ny "demôkrasia mivantana" dia demôkrasia andraisan'ny olom-pirenena rehetra anjara amin'ny fanapahan-kevitra politika. Amin'ny demôkrasia maoderina dia omena an'olona vitsy ny fahefana. Ny rafitra mitovitony izay manatsonika ampahan-demôkrasia amin'ny lalàna sharià dia antsoina hoe «islamôkrasia».
Demokrasia A demokrasia (teny avy amin'ny fiteny grika, izay midika hoe fanjakan'ny vahoaka) dia karazana fitondram-panjakana iray. Ny demokrasia dia rafitra izay ahitana ny olona afaka manapa-kevitra mikasika ny fomba tokony hitondrana ny fireneny na ny fikambanany.
Demokrasia Ny tena karazana demokrasia mahazatra dia demokrasia amin'ny alalan'ny solontena, izay mpitondra fidian'ny olona (ara-dalàna amin'ny alalan'ny fifidianana) manapa-kevitra mikasika ny lalàna. Atao isaky ny taona vitsivitsy ny fifidianana. Rehefa mitranga izany, dia izay mahazo vato be indrindra no hahery indrindra, mandra-pahatongan'ny fifidianana manaraka.
Demokrasia Ny fanjakan'ny ampaha lehibe indrindra ihany koa no lazaina fa anisan'ny tondron'ny demôkrasia. Noho izany, dia mamela ireo antoko politika kely ho voagejan'ny «antoko politika lehibe», rehefa tsy misy ny fiarovana ara-jon'ny olon-tokana na fikambanan'olona.
Demokrasia Tsy misy fomba famaritana demôkrasia iaraha-manaiky, fa ny tondro tena ilaina dia ny fitoviana ara-jo, fahafahana ara-politika ary ny fanjakan-dalàna. Ireo fototra ireo dia hita taratra amin'ny hoe «samy mitovy zo eo imason-dalàna ny olom-pirenea rehetra». Ao amin'ny demôkrasia entin-tsolontena dia mitovy lanja avokoa ny vato latsaka, ary tsy misy famerana diso tafahoatra amin'ny olona izay tia ho solontena, ary koa ny fahafahan'ny olom-pirenena manana zo ary fahafahana arovan'ny lalàm-panorenana.
Costa Rica Tonga teo amin'ny faritan'i Costa Rica i Christophe Colomb tamin'ny 1502. Teo aorian'izany, ny Kapteneria Jeneralin'i Guatemala ho an' Espaina ny Costa Rica. Nahazo fahaleovantena tamin'ny 1821 ilay firenena, ary nipetraka avy hatrany ny demokrasia.
Serbia Ny Serbia (amin'ny fiteny serba Sirilika "Сpбија" ary amin'ny fiteny serba latina "Srbija"), na amin'ny lafiny ofisialy Repoblikan'i Serbia, dia firenena ny Eoropa atsimo ao amin'ny Balkana sy ao amin'ny eoropa ampivoany ; demokrasia monokameraly ny fomba
Fanatontoloana Anjakan’ny fanatontoloana ny tontolo ankehitriny. Ny fampiharana rafitra mitovy maneran-tany no ahitana taratra izany : ny demokrasia malalaka ara-politika, ny fahalahana ara-toe-karena ary ny fampitoviana ny fomba fiainana ankapobeny anivon’ny mponina. Ny fanilikilihana ny faritra sasany, ny fampiharana ny proteksionisma ary ny fitomboan’ireo hetsika fanoherana ny fanatontoloana no fetrany.
Fasisma Fasisma dia niseho tany Eoropa talohan'ny Ady Lehibe Faharoa, satria maro ny olona no nihevitra fa malemy ny demokrasia ary feno fanao mamoafady loatra ny kapitalisma sy ny tsy rariny ho an'ny vahoaka, raha ny kômonisma indray dia nampiray saina sy ny ara-drariny fa tsy miraharaha izay ilain'ny firenena ary mampijaly sy mananosarotra ny fandraisana andraikitra amin'ny fandraharahana .