Top 10 similar words or synonyms for culture

your    0.969303

fédéral    0.968998

second    0.966973

different    0.964729

orientation    0.963964

hippocrate    0.963439

short    0.962372

has    0.961678

ensemble    0.961372

maladies    0.961331

Top 30 analogous words or synonyms for culture

Article Example
Fanavakavahana Tsy ara-dalana amin'ny firenen-kafa ny manavakafaka noho ny foko niaviana, ny lahivavy na ny finoana ananana, amin'ny asa na amin'ny trano. Na dia eny amin'ny firenena mandrara fanavakavahana za dia mbola misy foana izany noho ny antony tsy voafehin'ny lalàna. Amin'ny firenena hafa, azo atao ny manavakavaka ary mety ho lalàna napetraky ny governemanta ihany koa izany. Hita indrindra indrindra izany eny amin'ny firenena ahitana finoana ofisialy, ary voaavakavaka ny olona manana finoana hafa. Discrimination is also widespread in countries which have a culture in which castes or social classes are widely recognized.
Fredy Jaofera Tao amin'ny Faribolana Sandratra izy taloha ary ankehitriny izy dia ao amin'ny Fikambanan'ny Poety sy Mpanoratra Malagasy. Mpanorina sy Filoha lefitra voalohany ny Fikambanan'ny Poeta sy Mpanoratra Malagasy sampana Frantsa izy, Mpikabary sy Mpanorina ny Fikambanan'ny Mpikabary Malagasy sampana Frantsa ary Mpanorina sy Filoha lefitra ihany koa ny Trano Kolotoraly Malagasy eto Frantsa. Manana ny mari-boninahitra " Chevalier de l'Ordre des Arts, des Lettres et de la Culture par la République de Madagascar izy. An-koatra izany dia Mpitoriteny Nasionaly amin'ny Fiangonana Protestanta aty Andafy izy ( FMPA). Tompon'orinasa sy Mpampianatra ny taranja Anglisy no asany.