Top 10 similar words or synonyms for computer

jakoba    0.855568

hianatra    0.813775

sony    0.808564

inc    0.805833

firafitry    0.803663

printy    0.803419

oracle    0.802953

fitadiavana    0.802113

famoriam    0.800463

airbus    0.800140

Top 30 analogous words or synonyms for computer

Article Example
Solosaina Vao haingana ny fampiasan'ny Malagasy ny teny "solosaina". "Ordinatera", na "kômpiotera" no fiantsoan'ny Malagasy azy talohan'ny fipoiran'ny teny "solosaina". Ny teny anglisy "computer" anefa dia efa nampiasaina nanomboka tamin'ny 1613. Ny porofon'izany dia ny boky "The yong mans gleanings" izay nosoratan'i Richard Braithwait "I haue read the truest computer of Times, and the best Arithmetician that euer breathed, and he reduceth thy dayes into a short number". Ny teny "computer" tamin'izany fotoana izany ary hatramin'ny afovoan'ny taonjato faharoapolo dia midika olona manao fikajiana. Tamin'ny taonjato faha-19 ny teny "computer" vao manana ny dikany ankehitriny.
Apple Noforonin'i Steve Wozniak ary Steve Jobs i Apple ny 1 Aprily 1976 tany Cupertino (Kalifornia), ilay marika dia lasa nivadika orinasa ny 3 Janoary 1977 ary nitodra ny anaarana Apple Computer Inc., fa tamin'ny faha-30 taona ny namoronana ilay orinasa Apple dia nesorina ilay anarana hoe "Computer" satria efa tsy solosaina irery intsony no varotan'i Apple.
Kajimirindra Ny kajimirindra na koa informatika (amin'ny teny frantsay "informatique"; amin'ny teny anglisy "computer science") dia taranja ara-tsiansa mikasika ny fikajikajiana ny data. Ny mpahay kajimirindra dia olona manam-pahaizana amin'ny teôrian'ny fikajina ary amin'ny fanatontosana rafitra mikajy.
Lisp Lisp dia hoe fianakaviana iray ny fandaharana ny teny computer amin'ny lehibe ny tantara sy ny toetra syntaxe feno ny fiteny. Tany am-boalohany naorina tamin'ny 1958, sy ny faharoa taona ny avo lenta ny fandaharana ny teny, tatỳ aoriana, afa-tsy avy amin'ny Fortran. Toy ny Fortran, Lisp niova be raha mitaha ny voalohany ny endrika, miaraka amin'ny maro ny tenim-paritra misy manerana ny tantara. Amin'izao fotoana izao, ny tenim-paritra ny Lisp indrindra ny fampiasana sy ny fanapariahana ny Mahazatra Lisp sy ny Rafitra.
Apple I Apple Inc., izay nitondra ny anarana taloha hoe Apple Computer, Inc., dia orinasa amerikanina manana zanak'orinasa erak'izao tontolo izao izay manamboatra ary mivarotra entana elektrônika ho an'ny daholobe, solosaina ary rindrankajy. Ireo entana malaza indrindra novarotan'i Apple dia ny Macintosh (karazana solosaina varotan'i Apple), ny iPod, ny iPhone ary ny iPad (ankehitriny) ; misy koa ny mpandrindra milina Mac OS X ary ny iOS, ny mpamaky aino aman-jery iTunes, ny rindrankajy fampiasa amin'ny birao iWork, ny vondron-drindrankajy iLife, ary rindrankajy hafa ho an'ny mpiasa toy i Final Cut Pro ary Logic Pro.