Top 10 similar words or synonyms for cm

co    0.973498

ch    0.970554

ca    0.969992

cd    0.966260

cv    0.966058

cu    0.962565

cl    0.962213

cs    0.961873

ck    0.961844

ct    0.961784

Top 30 analogous words or synonyms for cm

Article Example
Kapila mateza Aelin'ny misy fa kely dia tafiditra ao amin'ny sokajin'ny microdrives tamin'ny haben'ny 1 intsa (2.54 cm).
FM Kita Raha tsy manaraka ny fandaharana DJ, isan'ora ary alohan'ny toeram-panisifana ny fandaharana CM ihany isaky ny 30 minitra. Fandaharana tsirairay anarany tondra isan'ora 0 minitra.
Manga Ny manga ("Mangifera indica L.") dia hazo mety mahatratra 35-40 m amin'ny haabo, ny savaivony dia mety mahatratra folo metatra eo ho eo. Mety mahatratra telonjato taona ny manga ary mbola mety mamokatra foana izy amin'izany taonany izany. Ny fakan'ny manga dia mety midina enina metatra any amban'ny tany. Maintso ny lokon'ny raviny, 15-35 cm ny halavany ary 6-16 cm ny ambainy. Masaka afaka telo na enim-bolana ny manga vao masaka.
Boloky Mainty somary volon'davenona ny Boloky be, ary mitopy manga sy maitso ny lohan'ny elany ka miafara amin'ny mainty matroka be. Mirefy eo amin'ny 60 cm ny boloky be ary manana feo maranitra rehefa misioka.
Boloky Boloky mainty mitopy manga rehefa taratry ny masoandro ny lohan'ny elany ary miafara aminy mainty matroka be. Mirefy eo aminy 30 cm eo ny halavany (lohany mankany amin'ny rambony). Manana feo manga sy sioka tsara kokoa ny boloky kely raha hoarina amin'ny boloky be ( grand vasa ).