Top 10 similar words or synonyms for bit

fenitra    0.843215

hanamora    0.840657

ksh    0.836838

zokiny    0.834776

vadibe    0.832939

fanondranana    0.829315

manimba    0.823744

ebay    0.823189

fandoavam    0.822927

hfs    0.816305

Top 30 analogous words or synonyms for bit

Article Example
Kapila mateza Ny fitombon'ny hakitroky ny velarana dia mahatonga ny fahakelezan'ny haben-tselam-bit. Tamin'ny 2013, nyhakitrok'angon'ny kapila mateza 3 teraoktety (manana kapila telo) dia 77,5 Go/cm² na 500 Go/in² (gigaoktety isak'intsa toradroa) izay mahatonga azy hanana voan'andriamby 18 isaky ny selam-bit. Nanomboka tamin'ny afovoan'ny taompolo 2000, dia voatohitry ny trilema ahitana ny habem-boany, herin'andriambiam-boany ary ny fahafahan'ny loha manoratra ary mamaky.. Mba hahafahana mitazona ny tahan-kaika-amin-tabataba (signal to noise rate) azo ekena; dia mety mivadi-tena (noho ny "thermal instability") ny voany kely kokoa raha tsy ampiakarina ny herin'andriambiany. Anefa kosa dia tsy afaka mamoaka sahan'andriamby ampy anoratana ny fitaovana ny loha fanoratana fantatra. Mbola am-panamboarana ireo teknolojiam-pitahirizana amin'andriamby mba hanala ny olana iray amin'ilay trilema ary hitazonana ny fahafaha-mifaninan'ny kapila mateza amin'ireo fitaovam-pitahirizana mifototr amin'ny arika flash na ireo kapila SSD
Kapila mateza Ny facteur mametra ny fotoana ilain’ny kapila amin’ny fanakarana angona dia mifototra amin’ny maha-mekanikan’ny fihodinkodinan’ny kapila ary ny fihetsiketsiky ny loha famakiana. Ny fotoam-pitadiavana dia ny fehim-potoana ilaina amin’ny fitadiavana ilay angona ao amin’ny kapila mateza. Ny fotoam-pihodinana dia ny fotoana ihodinan’ny kapila mba ipetrahan’ny loha famakiana eo ambonin’ny fari-kapila misy ny angona. Ireo fotoam-piandrasana ireo dia refesina amin’ny milisegondra. Ny taham-bit (bit rate) na ny taham-pamindran’angona ("data transfer rate"), rehefa eo ambonin’ny fari-kapila dia mahatonga fahatarana izay lefa andraisan’ny isan’ny blaoky nafindra; kely dia kely izy io fa mety ho lavabe ho an’ny rakitra mavesatra. Mitombo ihany koa ny fitaom-piandrasana rehefa manajanona ny kapila mba itsitsiana angovo.
Kapila mateza Ny kapila mateza dia fitaovana ampiasain’ny solosaina ho an’ny fitahirizana fampahalalana. Mandraikitra ny fampahalalana amin’ny alalan’ny fijanonan’ny herin’andriamby amina kapila ahodikodina ny kapila mateza. Ny mari-drefy ampiasaina amin’ny fandanjana ny angona azo tahirizina dia ny oktety. Ny oktety dia bit valo milahatra. Refesina amin’ny gigaoktety, izay iray miliara oktety, ny fahafaham-pitahirizan’ny kapila mateza. Ireo kapila mateza izay namboarina nanomboka tanatin’ny taom-polo 2010 dia refesina amin’ny teraoktety izay midika "arivo gigaoktety".
X-SAMPA Ny Extented Speech Assessment Methods Phonetic Alphabet (X-SAMPA) na Abidy ara-drafipeon'ny fomba fanadihadiam-pitenenana nitarina dia fanovana ny SAMPA noforonin'i, i John C. Wells izay mpampianatra momba ny haifanononana ao amin'ny Anjerimanontolon'i London. Izy io dia natao hampiray ireo abidy SAMPA tsirairay ary mba handrakotra ny Abidy ara-drafipeo iraisam-pirenena (AAI). Ny vokatr'izay dia ny versionan'ny AAI azo soratana amin'ny alalan'ny ASCII 7 bit.
Kapila mateza Ambony kapila boribory ireo lalana ireo, ka lava kokoa noho ireo lalana eo akaikin'ny afovoan-kapila ireo lalana amin'ny sisiny ivelan-kapila. Mampiteraka olana ny fananana hafaingam-pihodinana mitovy. Tamin'ny kapila mateza voalohany toa ny ST-506 dia tsy miankina amin'ny laharan-dalana ny isan'ny fari-kapila isaky ny fihodinana. Ka mihambany ny hakitrok'angona rehefa amin'ny sisin'ny kapila. Nanomboka tamin'ny taona 1990 ary ny fanaovana ny fandraiketana aa-belarana ("zone bit recording"), dia mitovy ny hakitro-pitahirizana, fa miova arakaraky ny lalana ny isan'ny fari-kapila.
Kapila mateza Tamin’ny taona 2010, dia nahatana taham-pamindran’angona 1.030 Mbit/s ny kapila mateza amipasaina amin’ny solosaim-birao manana hafaingam-pihodinana 7.200 fhd/min. Miankina amin’ny toeram-pisian’ny lalana izany; avo be ilay taha ho an’ny lalana amin’ny sisiny ivelan’ny kapila (satria betsaka kokoa ny faritr’angona isaky ny fihodinana) ary kely amin’ny lalana akaikin’ny afovoan’ny kapila (satria kely kokoa ny faritr’angona isaky ny fihodinana); ary somary avo kokoa izany ho an’ny kapila 10.000 fhd/s. Ny fenitra ankehitriny be mpampiasa ho an’ny interfasy buffer-to-computer dia SATA 3 Gbit/s izay afaka mandefa eo amin’ny 300 megaoktety/s (encoding10 bit) avy amin’ny buffer mankany amin’ny solosaina, ka noho izany dia mbola eo anoloan’ny taham-pamindrana kapila mankany amin’ny buffer. Afaka refesina amin’ny alalan’ny fanoratana akitra lehibe amin’ny alalan’ny fitaovam-panamboaran-drakitra ny taham-pamindran’angona (famakiana/fanoratana). Mety ianjadian’ny fiparitahan’ny rafi-drakitra ary ny fisehon’ny rakitra ny taham-pamindrana.