Top 10 similar words or synonyms for aoriana

tanteraka    0.897584

tato    0.896271

imerina    0.895925

taty    0.895165

mandra    0.882224

vehivavy    0.878355

nifindra    0.875889

vao    0.873214

saika    0.872823

zanak    0.870343

Top 30 analogous words or synonyms for aoriana

Article Example
Fiangonana ao Madagasikara FIANGONANA TATY AORIANA
D. B. Cooper Tatỳ aoriana fandrosoana
Milina fanoratana Voasolon'ny klavien'ny solosaina ny milina fanoratana tety aoriana.
Madagasikara Ary taty aoriana no nisy olona avy any Tonga no tonga tao amin'ny nosy malagasy.
Rasendrasoa Tany amboalohany dia avy eny Ambohitsoa no nampiakarin'Andrianampoinimerina honina teo Ambohidrabiby i Rasendrasoa. Tato aoriana anefa, rehefa niamboho i Rabodonimerina dia nampiakarin'Andrianampoinimerina ho vadibe i Rasendrasoa ka tao Bado no namponeniny izy. Tato aoriana kosa, rehefa nanomboka nahazo fitia teo imason'Andrianampoinimerina i Rambolamasoandro dia ito farany no nonina natetika tamin'Andrianampoinimerina tao Ambohimanga fa Rasendrasoa kosa namponenin'Andrianampoinimerina tanteraka teo Ambohidrabiby.
Andriatompokoindrindra Mahakasika ny fanambadiana hatrany dia amin'ny taranak'andriatompokoindrindra no hakana ny vadiben'ny andriamanjaka araka ny fifanarahana teo amin'i Andriatompokoindrindra sy Andrianjaka. Tsy dia voahaja loatra anefa io fifanarahana io tato aoriana indrindra nanomboka taorian'Andriamasinavalona, ary dia nohadinoina tanteraka izany nanomboka tamin'ny Mpanjaka Radama I, ka nahavery fanjakana taty aoriana.
Mamoriarivo Tato aoriana dia nisy tanàna niorina teo. Amin'ny maha andriana ny mponina teo dia teo no natao sesi-tany ny printsesy iray tamin'ny andron-dRanavalona I.
Ambohidrabiby Tato aoriana kosa rehefa niditra ny fivavahana kristiana dia niorina ao amin'ny ilany avaratra-andrefana ao antampon'Ambohidrabiby ny tranom-mpiangonana FJKM Ambohidrabiby tamin'ny tapaky ny taonjato faha-19.
Fiteny esperanto Nitombo tsimoramora ireo isan'ny olona nianatra ny fitenye speranto nandritra ny taona 1890 : eraky ny Fanjakambe Rosy, dia taty aoriana, erak'i Eoropa Afovoany ary Ameriak Avaratra.
Vohitr'Andriana Ambohidrazaka: Ara-tantara, teo antampon’Ambohidrazaka (taonjato faha-18 aorian’i Jc) no nisy ny tanàna fa tato aoriana,ny andriana teo dia nidina teo ambany avaratra, teo Fiakarana.