Top 10 similar words or synonyms for andry

jesosy    0.893743

rajoelina    0.886581

nitondra    0.884443

tafika    0.878029

zanak    0.867800

taty    0.866990

rainilaiarivony    0.866131

vao    0.865071

talohan    0.859156

kristianina    0.858128

Top 30 analogous words or synonyms for andry

Article Example
Rajoelina Andry Araka ny filohan'ny tetezamia dia "tsy tokony hanindry ny firenentsika ny lalàna na firenena". Ny mety ho tanjony namoahany io NOTAM io dia hahamora ny fisamborana ny filoha Ravalomanana (izay voasazin'ny asa an-terivozona mandrapahafaty).
Rajoelina Andry Nilaza izy ny tsy hirotsaka ho kandidà amin'ny fifidianana filoham-pirenena 2013, aloha ny fivadi-keviny tamin'ny tamin'ny 3 Mey 2013. Saingy noteren'ny fianakaviambe hanesotra ny firotsahany hofidiana, niaraka tamin'd'Ramatoa Lalao Ravalomanana, sy Andriamatoa Ratsiraka Didier Ignace
Rajoelina Andry Ny 17 Martsa 2009, lasa filoha avon'ny tetezamitan'ny Repoblikan'i Madagasikara i Andry Rajoelina ary nanasonia ny "ordonnance faha-2009-003" izay nametraka ny Fitondrana Avon'ny Tetezamita (FAT) ary ny famoana ny Antenimieram-pirenena izay voafidin'ny vahoaka. Nanaiky ary nanamarika izany fifindram-pahefana izany ny "Haute Cour Constitutionnelle".
Rajoelina Andry Araka ny hevitr'ireo izay tsy momba azy dia Naka ny fahefana teto Madagasikara izy tamin'ny alàlan'ny fanonganam-panjakana tamin'ny 17 Martsa 2009 ary nanao ny tenany ho filohan'ny Fahefana Avon'ny Tetezamita (FAT na HAT). Arak'ireo izay tsy momba azy ihany koa anefa dia lazaina fa betsaka ireo olona izay maty noho izy ary betsaka ireo olon-dratsy izay nivoaka ny fonja noho izy. Ary na dia nilaza aza izy fa tsy izany no antony namoahany ny NOTAM ("Filazana ho an'ireo mpamily fiaramanidina"), heverin'ireo mpanohitra azy ihany koa fa noho izy no tsy nahafahan'ny filoha taloha Marc Ravalomanana tonga tao Madagasikara ny volana Janoary 2012
Rajoelina Andry Nanao ny fianianana izy ny 21 Martsa 2009 na dia tsy nankatoavin'ny fianakaviam-be iraisam-pirenena aza izany. Nentiny tamin'izany ny taratasy avy amin'ny fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana izay tsy azo ekena ho didy satria taratasy tsotra fa tsy didim-panjakana.