Top 10 similar words or synonyms for andrianjaka

ralambo    0.914827

drabiby    0.913182

nanjaka    0.896972

rabiby    0.891968

andriamanjaka    0.887921

manjaka    0.879841

hono    0.872784

niamboho    0.872029

fanjakany    0.871951

terak    0.871819

Top 30 analogous words or synonyms for andrianjaka

Article Example
Andriatompokoindrindra Maro ireo zanaka lahin'ny mpanjaka Ralambo saingy navahany tamin'ireny i Andriatompokoindrindra sy Andrianjaka satria izy roalahy ireto ihany no mahazo manjaka fa ireo zanaky ny Mpanjaka Ralambo sisa dia tsy mahazo manjaka. Arak'izany, amin'ny mahazo manjaka azy roalahy dia Zanakandriana no firazanan'Andriatompokoindrindra sy Andrianjaka. Ireo zanaka naterak'i Ralambo hafa dia nosokajianyho Zanadralambo ny firazanany. Andrianjaka sy ny tarànany dia afaka nanjaka raha toa ka nanambady mivantana tamin' ny foko Andriatompokoindrindra.
Vohitr'Andriana Raha mandao ilay vohitr’andriana ny andriana iray dia afaka mianatsimo, miakandrefana, miantsinanana. Andrianjaka, dia niala teo Ambohidrabiby ka nianavaratra andrefana
Andriana Ireo mpanjaka nandimby an-dRalambo (sarotiny tamin'ny fiandrianana)ka hatreo amin'andrianampoinimerina dia nitondra hatrany io teny hoe " andriana" io amin'ny anarany: Andrianjaka, Andriatsitakatrandriana, Andriamasinavalona,Andriambalohery, Andrianjafy , Andrianambonimena...
Ralambo Rehefa niamboho izy dia nafenina teo atsimon'ny fasana misy ny Mpanjaka Rabiby mivady sy Andriandambotanimanjaka. Ary ny zanany Andriantompokoindrindra ary avy eo Andrianjaka no notendreny handimby azy.
Ralambo Very hevitra hono ny Mpanjaka Ralambo ny amin'izay handimby azy amin'ny fanjakana satria kasainy zaraina roa ny fanjakana ka ny iray an'Andriatompokoindrindra ary ny iray an'Andrianjaka. Ka naka hevitra tamin'ny mpanolotsainy hono ny Mpanjaka Ralambo ny amin'izay mahamety izany na tsia. Ary dia nilaza Andriandambotanimanjaka nanao hoe " samy ombalahy izy roalahy ka hiady raha mifanila fanjakana fa aleo ianao mody mafanafana ka ampiantsoy izy roa tonta ka izay tonga voalohany no mahalasa". Dia natao araka izany ka nody narary ny Mpanjaka Ralambo ary nandefa iraka nampiantso ireo zanany roalahy. Andriantompokoindrindra hono dia nandà satria mbola hamono fanorona telo noho ny dimy araka ny ana-drainy manao hoe "tsy mety ny resy ampanorona fa mahavery fanjakana" fa Andrianjaka kosa hono tsy nahandry vary masaka fa avy dia tonga nilomay teo Ambohidrabiby. Ary Andrianjaka no nofidiany handimby azy. Ny lovan-tsofina hafa kosa dia milaza fa tena nanjaka aloha Andriantompokoindrindra, ary nosalorana satroka jaky, nitondra elo jaky, nanao fehi-kibo jaky, nanao akanjo jaky, ary Andrianjaka nanoa ary nanao akanjo fotsy, satroka fotsy, fehi-kibo fotsy. Fa taty aoriana Andrianjaka vao nanjaka. Ny zavatra tsy azo hiadian-kevitra dia tsy maintsy avy amin'Andriantompokoindrindra sy Andrianjaka no ipoiran' ny mpanjaka lahy mahazo manjaka.