Top 10 similar words or synonyms for ambohimanga

alasora    0.903462

nifindra    0.878889

ambohimalaza    0.875075

lapa    0.868581

ambohidrabiby    0.857420

tonga    0.855385

imerina    0.853665

vohitra    0.849710

ankorombe    0.847746

dralambo    0.843650

Top 30 analogous words or synonyms for ambohimanga

Article Example
Ambohimanga Ambohimanga dia anisan'ny vohitra masina roa ambin'ny folo ao Imerina. Miala dimy ambin'ny folo kilometatra an'Antananarivo no misy azy. Toerana fonenan'ny mpanjaka sy ny mponina taloha amin'ny faritr'Imerina. Manana tantara sy tahiry maro io toerana io. Nanomboka tamin'ny taona 2001 dia toerana ao anatin'ny tahiry iraisam-pirenena UNESCO ity (UNESCO World Heritage Site). Misy ny rova azo tsidiana. Tao amin'io tanàna io no nahaterahan'Imboasalama izay lasa Andrianampoinimerina taty aoriana. Mifefy tamboho izay vita amin'ny akoran'atody io Rova io.
Ambohimanga Andriamasinavalona izay nanjaka teto Antananarivo no naka tsikelikely ny tanàna tamin’Andriamborona ho an’Andriantsimitoviaminandriandrazaka, anankiray tamin’ireo zanany efa-dahy izay nizaràny an’Imerina.
Ambohimanga Nanao vavahady fito tao anaty tanàna i Andriantsimitoviaminandriana: Ambavahaditsiombiomby tao atsinanana, Ambodiaviavy tao avaratra atsinanana, Ampanidinamborona tao avaratra, Andranomboahangy tao avaratra andrefana, Ambavahadimasina tao andrefana, Ambavahadimahazaza tao atsimo, Ambavahadikely tao avaratra.
Ambohimanga Nataon’Andrianampoinimerina mafy koa ny lalàna momba ny fahadiovana tao Ambohimanga: fady ny manary loto; ary na dia ny katsaka sy ny voatavo aza dia tsy navelany nambolena tao; natokana toerana tany ivelan’ny tanàna nandritry ny 3-6 volana ny olona voan’ny nendra.
Ambohimanga Nisy sampin’andriana na ny forongony notehirizina tao Ambohimanga:
Ambohimanga Nasian-dRadama rainy sekoly tao Ambohimanga.
Ambohimanga Ambohimanga no toerana ivelan’Antananarivo nanorenana fonena-misionera voalohany taorian’ny fanenjehana. Dr J.Sibree no teny. Teo Alakamisy (ambany atsimo), dia vao teo Antoby (ambany avaratra atsinanana andrefana) no nitoetra izy fa tsy azo niakaram-bazaha moa ny tanàna.
Ambohimanga Nanao lalàna mafy koa Andrianampoinimerina mba tsy hanimbasimbana ny ala: “Izay manongotsongo ny ala dia mba hotsongotsongoin’Andriamanitra “, hoy izy; omby iray sy vola ariary no sazin’izay mandika izany. Raha misy tera-bao anefa dia azo angatahan-dalana hakana kitay ao an’ala ihany.
Ambohimanga Tamin’ny andron-dRanavalona II, mpanjaka kristiana voalohany, raha any Ambohimanga izy no miangona dia teo Fidasiana no atao ny fotoam-pivavahana noho ny hamaroan’ny vahoaka.
Ambohimanga Andriantsimitoviaminandriana àry no tena mpanjaka voalohany tao Ambohimanga (1675-1710 na 1740-1755). Raha vao handray fanjakana izy dia nampanao fianianana intelo miantoana ny vahoakany izay tonga fomban-tany: mivelirano ao Andranoritra, dobo kely ao akaikin’i Mangabe; avy eo dia misotro vokaka ao Andakana, ambany andrefana am-body tanàna; ary farany dia milefona omby ao Fidasiana (na amin’ny toerana hafa) ao an-tampon-tanàna.