Top 10 similar words or synonyms for akadia

nederlandy    0.808058

jiosy    0.795391

mantsy    0.793785

hova    0.784309

kristiana    0.780057

zanatany    0.778753

pretra    0.778545

alemana    0.775689

kontinenta    0.774790

empira    0.769282

Top 30 analogous words or synonyms for akadia

Article Example
Akadia Ny akadia, tenenina ihany koa hoe Nouvelle Acadie na Akadia Contemporaine ("Akadia ankehitriny) dia tany any amerika avaratra tsy manana sisintany mazava. Ara-kolontsaina sy ara-tantara ny akadia.
Akadia Any amin'ny mpanjanatany eoropeanina nipetraka tany Akadia (taloha) noforonina tamin'ny 1604 ny Akadianina ankehitriny. Zanatany frantsay ny akadia tamin'ny 1604 hatramin'ny 1713, teo amin'io daty io ny Akadia no lasa zanatany Anglisy. Noroahana daholo ny akadianina tamin'ny "Grand Dérangement" tamin'ny 1755 hatramin'ny 1763, nampanjavona any Akadia taloha io epizôda io.
Akadia Miankina amin'ny ranomasina ny vakoka ny Akadia. Eo akaiky na eo amoron-dranomasina ny ankabiazan'ny fikambanana. Manana endrika manokana ny faritra ipetrahan'ny akadianina.
Akadia Miaina ao amin'ny faritany Kanadianina efatra ny akadianina (Nouveau-Brunswick, Québec, Nouvelle-Ecosse, ary Nosin'i Prince-Edouard) sy faritany telo any etazonia : Louisiana, Maina ary Massachusets.
Akadia Faritany ngeza be i Akadia, ary tsy dia fantatra ny sisintaniny. Tsy misy lalàna mahalala i Akadia any Amerika. Kanefa, araka ny lazain'ny mpanoratra maro ohatran'i Léon Thériault, Michel Roy sy Adrien Bérubé, Efa verin'ny frantsay ny Akadia teo aorian'ny taona 1763 ary efa nivovoina sy noroahana ny ankabiazan'ny akadianina nijanona, noho izany, dia efa paradoxa izany miresaka momba ny akadia anefa efa tsy misy akadia izany intsony. Niova tamin'ny fandrosoan'ny tantara ny concept ny Akasia ary mbola misy adihevitra ankehitriny momba ny dika io teny io. Misy olona mihevitra hoe tsy manana sisintany ny Akadia